ny soratra masina irery ihany sola scriptura sorany. ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy...

10
NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA Lesona 5 hatao ny 2 May, 2020

Upload: others

Post on 29-Jul-2020

12 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

NY SORATRA MASINA IRERY IHANY—SOLA SCRIPTURA

Lesona 5 hatao ny 2 May, 2020

Page 2: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

Sola Scriptura:

Ny Fitsipiky ny Finoana

Ny hany fitsipika tokanahanazavana

Tota Scriptura:

Ny firindran'ny Baiboly

Ny hafatra mazavan'ny Baiboly

Ny asa soratr'i Ellen G. White

Ny fahamarinana tsirairaydia tsy maintsy porofoinaamin'ny alalan'ny Baiboly: ny Baiboly manontolo (TotaScriptura) ary ny Baibolyirery ihany (Sola Scriptura).

Tsy midika anefa izany fa tsymisy tsindrimandry hafaakoatry ny Baiboly, naloharano hafa izay ahazoanamahatakatra tsara kokoa nylohahevitra sasany.

Page 3: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“Ary izany zavatra izany, ry rahalahy, nataoko oha-teny hilaza ahy sy Apolosy noho ny aminareo, mbahianaranareo aminay ny tsy hihoatra noho nyvoasoratra, mba tsy hisy hireharehanareo hankalazany anankiray, fa hanevateva ny anankiray kosa.” (1 Korintiana 4:6)

Ny apostoly Paoly dia nanazava fa ny Soratra Masinaihany no tsy maintsy ho fototra iorenan'ny foto-pinoantsika (ny Testamenta Taloha raha ny tontolon-kevitra eto).

Misy loharano hafa izay afaka hanampy antsikahahatakatra bebe kokoa ny Baiboly, saingy tsy afakamanolo azy ireny. Ohatra: arkeolojia, rakibolana, konkordansa, boky, famoamboasan-kevitra…

“Ny Baiboly irery ihany no fara tampony amin'ny asasoratra rehetra sy ny fampianarana eto ambonin'nytany.” (Martin Luther)

Ary, i Petera kosa nampiditra ny asa soratr'i Paoly ho ao amin'nyfototra iorenan'ny foto-pinoana (2 Pet. 3:16). Ny bokin'nyApokalypsy dia mifarana miaraka amin'ny fampitandremanamba tsy hanovàna na hanesorana zavatra avy amin'nyTestamenta Taloha sy Vaovao (Apok. 22:18-19).

Page 4: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana amin'ny faharetanasy ny fiononana avy amin'ny Soratra Masina.” (Romana 15:4)

Inona no fitsipika tokony harahantsika rehefa mandinika ireosoratra ao amin'ny Baiboly isika?

Raha ny Baiboly no hany fitsipiky ny finoana, dia tsy maintsy izyihany koa no hany fitsipiky ny fanazavana azy.

Nampiasa ny Baiboly i Daniela hiarovana ny asa sorany(Dan. 9:2). Ny Testamenta Vaovao dia mirakitra andalan-teny maro nalaina tao amin'ny Testamenta Taloha nentinananohana fampianarana na nanazavana toe-javatra (Lio. 24:27; Asa 2:16-21; 1Jao. 2:2).

Tokony hanao fampitahanaisika rehefa manazava nyBaiboly, eo amin'ny tontolon-kevitra misy izany ary avy eomandinika izay rehetravoalazan'ny Baiboly mombaan'iny hevitra iny (Isa. 28:10).

Page 5: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina, mba hahaizanyhananatra amin'ny fampianarana tsy misy kilema sady handresy lahatra ny

mpanohitra.” (Titosy 1:9)

Andriamanitra no tena mpanoratrany Baiboly, koa dia misy firaisana syfirindrana tanteraka eo amin'ireoboky rehetra ao anatiny (2Tim. 3:16; 2Pet. 1:20-21).

Hahita firindra eo amin'ny foto-pinoanaHahay manavaka ny marina sy ny disoHandà ireo fampianaran-disoHampihatra fitsipi-pifehezanaHanitsy izay mifanohitra amin'nyfahamarinan'Andriamanitra

Manome hery mandresy lahatra symanafaka ho an'ny Baiboly ny firindrany.

Miorina eo amin'ny Testamenta Taloha nyTestamenta Vaovao, ary manazava ny TT ny TV. Tsy azo sarahina izy roa ireo.

Io firindrana io dia manampy antsika:

Page 6: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“Fa raha hitanareo mitsangana amin'izay tsy mety hitsanganany ny‘fahavetavetan'ny fandravana’ (aoka hisaina izay mamaky izany), dia aokahandositra ho any an-tendrombohitra izay olona any Jodia.” (Marka 13:14)

Na dia misy ihany aza andalan-teny izaymanana hevitra saro-pantarina (2 Pet. 3:16), dia mazava tsara tokoa ho an'ny rehetra nyBaiboly.

Ny lohahevitra momban'ny famonjena sy nyfiainana mandrakizay dia tena mora takarinaao amin'ny Baiboly. Na ny tsy nahitafianarana na ny manam-pahaizana dia samymahatakatra izany.

Raha toa ka feno faniriana marina hianatramisimisy kokoa an'Andriamanitra isikarehefa mamaky ny Baiboly, dia hanampyantsika ny Fanahy Masina hahatakatra izanytsara kokoa sy hahazo fahendrena.

Tsy misy filazana fa voafetra ho an'nyantokon'olona voafidy na mpitarikafivavahana ihany ny Baiboly. Ny rehetra diaafaka mahatakatra izay voalaza ao.

Page 7: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

Misy mpaminany ao amin'ny Baiboly izay tsynanoratra na inona na inona, na tsyvoatahiry ny asa sorany (Nom. 21:14; Jos. 10:13; 1 Mpanj. 11:41; 1 Tant. 29:29; 2 Tant. 35:25).

Tsy midika akory izany fa kely nytsindrimandry azon'izy ireny. I Jaona mpanaobatisa no voalaza fa lehibe indrindra amin'nympaminany nefa tsy nanoratra na inona nainona izy (Lio. 7:28).

Nampanantena Andriamanitra fa mbola hisympaminany omena tsindrimandry amin'nyAndro Farany, amin'izao vanim-potoanaiainantsika izao izany.

Iray amin'izy ireny i Ellen G. White.

Page 8: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

Ahoana no tokony handraisa ny asa soratr'iEllen G. White? Manana fahefana ve izyireny?

Araky ny fanazavan'i Ellen, dia tsy maintsyraisina araka ny Baiboly ny asa sorany fa tsyny mifanohitra amin'izany.

Tsy mbola nilaza na oviana na oviana izy fa afaka manolo toerana ny Baiboly ny asasorany.

Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia nymba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'nyfiainany ny Baiboly amin'izao Andro Farany izao.

Tsy mahazo mampiasa velively ny asa sorany ho fototraiorenan'ny foto-pinoana na inona na inona isika. NyBaiboly ihany no fitsipiky ny finoana sy fampiharana ho an'ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny AndroFahafito.

Page 9: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“Tokony hataonao tahaka ny sakafo sy

rano fisotro ny Baiboly, ary tokony ho

ampaham-piainanao ny fahamarinany sy

ny fitsipiny mba hahaizanao kokoa

mandray ny torohevitra avy

amin'Andriamanitra. Asandrato eo

anatrehanareo ny teny sarobidy anio, aza

averina izay nambarako ka hanao hoe

ianareo: ‘izano na izao no nolazain'i

rahavavy/anabavy White.’ Fantaro izay

nambaran'Ilay Andriamanitra

Tompon'ny Israely ka ny baikony no

araho.”

E.G.W. (Selected Messages, vol. 3, p. 33)

Page 10: NY SORATRA MASINA IRERY IHANY SOLA SCRIPTURA sorany. Ny anton'ireo fahitana nomena ny rahavavy White dia ny mba hampiharan'ny vahoakan'Andriamanitra eo amin'ny fiainany ny Baiboly

“Ampy ny porofo nomen'Andriamanitra

ao min'ny teniny ny amin'ny maha-avy

amin'Andriamanitra azy. Aseho mazava

ao ireo fahamarinana lehibe mikasika ny

fanavotana antsika. Mety ho takatry ny

olona tsirairay ho an'ny tenany ireo

fahamarinana lehibe ireo noho ny

fanampian'ny Fanahy Masina, Izay

nampanantenaina ho an'izay rehetra

mikatsaka izany amin'ny fo madio.

Nanome fanorenana azo antoka ny

olombelona hametrahany ny finoany

Andriamanitra.” E.G.W. (Hery Mifanandrina, tk. 32, p. 526)