ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa...

22
Imprimé en France Bibles et Publications Chrétiennes 30, rue Châteauvert BP 335 F-26003 Valence cedex NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa

Upload: vanthuan

Post on 15-Feb-2019

229 views

Category:

Documents


1 download

TRANSCRIPT

Page 1: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

Imprimé en France

Bibles et Publications Chrétiennes30, rue Châteauvert BP 335 F-26003 Valence cedex

NY BAIBOLYsy ny fanompoanafanahy hafa

Page 2: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

Fizahan-takila >

ISBN : 978-2-87907-351-4

La Bible et l'occultisme

Page 3: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5Ny niandohany 7Ny tanjony 8Ireo tetikadiny 81. Ny fanompoan-tsampy 92. Ny famantarana ny hoavy 93. Ny fanova-maso, na majia 104. Ny fiantsoana fanahy 105. Ireo fombafomba « ara-panahy »

isan-karazany 10Ahoana hoy ny baiboly ? 12Fampitandremana 16Famelan-keloka sy fanafahana 17Ho famaranana 20

3

Page 4: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny
Page 5: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

5

11.. 1 Jaona 1. ƒ-¬

NNYY BBAAIIBBOOLLYYSSYY NNYYFFAANNOOMMPPOOAANNAA FFAANNAAHHYY HHAAFFAA

« Andriamanitra dia fitiavana », hoy ny Baiboly.Izany no hafatra nosoratan’Andriamanitra hoan’ny olombelona rehetra. Nasehon’Andriamanitra antsika izany fitiavany izanytamin’ny nanirahany ny Zanany lahitokana tetoamin’izao tontolo izao. Maty nisolo voina antsikateo amin’ny hazofijaliana io Zanany io, dia isikaizay nanamavo sy nanevateva an’Andriamanitra,noho ny fahotantsika.

« Andriamanitra dia mazava, ary tsy misyhaizina akory ao aminy… Fa raha mandeha eoamin’ny mazava isika… ny ran’i Jesoa Zanany nomanadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra »1.

Afaka ny hitoky tanteraka aminy isika amin’nyfamelana ny helotsika, noho izany teny izany.Afaka ny hatoky ny fahazoana ny fiainanamandrakizay omeny an’izay rehetra mino Azyisika, ary afaka hanana ny hery ampy hiainana nytoe-panahy araka an’Andriamanitra.

Etsy an-daniny kosa anefa, tsy tokony hiraytsikombakomba amin’ny mpandainga sy nympamitaka isika. Mila mitandrina isika amin’izy

Page 6: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

6

22.. Jaona 8. ∂∂ •• 33.. Apokalypsy 12. ∞ •• 44.. 2 Korintiana 11. Ú∂ sy Úƒ

ireny ! Loza mitatao ho an’izay manatona azyireny olona ireny.

Mahagaga anefa fa toa katsahina fatratra nyhisakaiza sy hifampiraharaha amin’ilaymmppaannjjaakkaann’’nnyy llaaiinnggaa ssyy mmppaammiittaakkaa. Misehoamin’ny endrika maha te ho tia amin’ny eo ivelanymantsy izy… miseho ho mpanao soa. Manometoky an’ireo manaiky ho mpomba azy izy, amin’nyalalan’ny fanatonana an’ireo « mpiasany », faafaka ny hanome azy fahefana isan-karazany,fahasambarana, vola, fitiavana, fiadanana, hery,fahasalamana,… Manana traikefa goavanaamin’ny famitahana izy, i SSaattaannaa no anarany, nyddeevvoollyy.

Milaza amintsika ny Baiboly, izay Tenin’Andriamanitra, fa i Satana dia « mpamono olonahatramin’ny voalohany… Raha mandainga izy diany azy no lazainy satria mpandainga izy sadyrain’ny lainga »2. Mbola ambaran’ny Baiboly ihanykoa fa izy no atao hoe « devoly sy Satana izaymamitaka izao tontolo izao »3, « mampiova nyendriny tahaka ny anjelin’ny mazava izy »4. Ratsyfanahy sy mpamono olona i Satana ka mitarikaan’izay rehetra azony fitahina ho lavitraan’Andriamanitra, mba hiaina mandrakariva, toa

Page 7: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

7

55.. Jaona 12. ÒÚ •• 66.. Isaia 14. ÚÒ, Ú∂

azy koa, eo ambany ozon’Andriamanitramandrakizay.

Izy no « andrianan’izao tontolo izao »5, arykarazan-drafitra maro no eo ambany fifehezany :ireo fanompoan-tsampy miseho amin’ny endrikasamihafa, fahita ety ambonin’ny tany (Asa 19. Ú∞).Manintona tokoa ny zavatra arosony, ary toa tsyhita izay maharatsy azy. Fandrika ihany anefa izyireny. Fandrika mandoza hamatorany ny olona.Ary fandrika mahomby tokoa satria tsymihanjahanja fa longoa mitoto-bozaka. Aoka tsyhohadinointsika mihitsy fa rraaiinnddaahhiinnyy aammiinn’’nnyyffaammiittaahhaannaa ii SSaattaannaa !!

NY NIANDOHANY

Tsy Satana lozabe tahaka izao ahitantsika azyankehitriny izao akory no noarîn’Andriamanitra.Noarîny ho Arikanjely « tonga lafatra », nitovyendrika tamin’ny « zanaky ny mazava » izy. NNyyaavvoonnaavvoonnyy nnoo nnaammppaannoottaa aazzyy,, tamin’nynamisavisany tao am-pony hoe : « Any an-danitrano hiakarako, any ambonin’ny kintan’Andriamanitra no hanandratako ny sezafiandrianako ; … Hiakatra ho any ambonin’nyrahona aho ka ho tahaka ny Avo indrindra »6.

Page 8: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

8

77.. vakio ny Lioka 4. ¬ •• 88.. Asa 19. Ú∞

Nitarika anjely marobe homba azy izy, rehefanitsangana hanohitra an’Andriamanitra toyizany, ka ireny no tonga anjely lavo, tongademony.

NY TANJONY

Manana tanjona azy manokana i Satana : nyhisolo toerana an’Andriamanitra, amin’nyalalan’ny famaboana miandalana an’izao tontoloizao handray ny foto-pisainany. Tsy tiany nyhaneken’ny olona an’i Jesoa Kristy ho Tompo sy hoMpamonjy ; tsy tiany ny hanajan’ny olonaan’Andriamanitra. Satriny ho izy no homem-boninahitra, eny, hiankohofana mihitsy aza ! 7. Tsyizy anefa no Andriamanitra, anisan’ny vvooaarryynnooaarrîînnaa ihany izy, anjely lavo. Ny harian’Andriamanitra any amin’ny helo no ho anjarany.

IREO TETIKADINY

Antsoin’Andriamanitra hoe « fanaovana ody »8 nyfanompoana ny herin’ny maizina. Raisin’Andriamanitra ho toy ny olona manaiky nyfahefàn’i Satana, sy manolo-tena ho azy, izayrehetra liana amin’io fomba fanompoana iray io,na manatanteraka izany. Maro no efa voafitany,

Page 9: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

9

99.. vakio ny 1 Korintiana 10. ‡† sy ny Hebreo 2. Úƒ •• 1100.. Kolosiana3. ƒ

ary manana mpiara-miasa, na mpanompo, be diabe izy maneran-tany.

1. Ny fanompoan-tsampyFitaovana ampiasain’i Satana fotsiny ihany ireosampy isan-karazany, toy ny sampy vita amin’nyhazo, ny vita amin’ny vato, mbamin’ireokisarisarin’andriamanitra sy endrika fanahy isan-karazany. Miafina ao ambadik’izy ireny i Satana syny anjeliny. Manery an-kolaka ny olona mivavakaamin’ireny sampy ireny hanompo azy izy, amin’nyalalan’ny fanateran’ireo olona ireo sorona syfanatitra noho ny tahotra ny fahafatesana9.Anisan’ny sampy mahatonga ny olona ho lasaandevon’i Satana ihany koa ireo filàna maro, toyny fitiavam-bola10.

2. Ny famantarana ny hoavyHetsika ara-panahy avy amin’i Satana avokoa nyfamantarana ny hoavy rehetra amin’ny alalan’nympisikidy, mpahita, mpanao fankatoavana, nyfanandroana, ny fanarahana ny zotran’ireoplaneta sy ny volana, ny famakiana an’ireo soritraamin’ny tanana, ny filalaovan-karatra,mbamin’ireo endrika maro hafa hisehoany.

Page 10: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

3. Ny fanova-maso, na majiaMpiara-miasa amin’ny devoly avokoa ireo rehetrampanao majia, na mahatsiaro saina izy na tsia.Afaka manasitrana na mampaharary olona izy,amin’ny alalan’ny hery miafina sy ny teny majika.Izany ihany koa no entiny manisy soa namanozona olona. Asiany fanononana nyanaran’Andriamanitra ao amin’ireo teny majikasasantsasany, mba hampahomby kokoa ny fitakaataony.

4. Ny fiantsoana fanahyMihambo ho miserasera amin’ny « fanahin’ireomaty », ireo olona manambara ny tenany hompanalalana ny maty sy ny velona - ireo lazainafa fanahin’ny maty ireo, raha ny tena marina, diatsy inona fa demonia mitonona ho fanahin’olonaefa maty. Ataony izay hinoan’ny olona fampanelanelana ny velona sy ny fanahin’ireo efamaty izy. Ny mpiantso fanahy, araka izany, diamanana fifandraisana mivantana amin’nydemonia (fanahin-devoly).

5. Ireo fombafomba « ara-panahy » isan-karazanyMarobe ny zavatra ataon’ny olona izaymahatonga ny sainy halemy, ka mampivohamidanadana ny varavarana hidiran’ny devolyhifehy azy tanteraka. Tafiditra ao anatin’izany ny

10

Page 11: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

fampatorian-tsaina amin’ny alalan’ny fifan -tohana amina hery anankiray, ny fibaikoana olonaamin’ny alalan’ny maso, ny zava-mahadomelina,ny tromba, ny fanaingana fanahy hivoaka nytenan’ny olona, eny fa ny karaza-mozikasasantsasany aza. I Satana no lasa mpibaiko sympifehy azy. Vokany, na inona na inona ataon’ioolona io aty aoriana, dia fanomezam-boninahitraan’i Satana avokoa. Mahazo laza ny devolyamin’izay fotoana izay. Hanano sarotra tokoa ioolona io vao ho afa-manatona ny Tompo, hosarotra aminy ny hiaiky heloka sy hibebaka,indrindra moa fa ny hoe hanaiky an’Andriamanitra ho Tompony sy ho Mpamonjy azy.Ny Tompo irery ihany no hany afaka hanafaka azyamin’io fanahin’ny demonia mahazo laka aoanatiny io.

Moa tsy mampalahelo ve ny mahita fa maroamin’ireo olona efa mahafantatra ny loza hihatraaminy, raha mirotsaka ao anatin’izany izy, nombola minia manolotra ny tenany ihany ho eoambany fitsaràn’Andriamanitra ? Izany no ataonynoho ny fitiavana hanan-kery vetivety eo, noho nyandrankandrana, noho ny fahafinaretana, nohony fitiavana handray fampitoniana mihelinaihany, izay avy amin’ny devoly, ilay raindahiny syefa zatra ady amin’ny fandaingana.

11

Page 12: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

12

1111.. Deoteronomia 18. Ú†-Ú‡

Na iza na iza milaza ho mahalala an’ilayAndriamanitra marina sy matahotra Azy, diatokony hankatò ny Teniny (ny Baiboly), ary tokonyhandositra ny herin’ny maizina sy ny fanompoan-tsampy.

AHOANA HOY NY BAIBOLY?

Avy amin’ny tsindrimandrin’Andriamanitra nyBaiboly. Solontenan’Andriamanitra miteny amin -tsika izy. Izy no hany milaza amintsika ny tenafahamarinana. Miteny araka ny fahefàn’Andriamanitra izy, noho izany, raha milaza nyheviny ny amin’ity lohahevitra iray ity.

Eken’ny Baiboly ny fisian’ireo hery hafa tsy avyamin’Andriamanitra. Raràny mafy anefa nyfandehanana hitady vonjy amin’ireny karazan-kery ireny, satria fantany fa avy amin’i Satana, avyamin’ilay devoly fahavalon’Andriamanitra sy nyolona, izany hery izany. Milaza mazava ny Baibolymanao hoe : « Aoka tsy hisy eo aminao… mpanaofankatovana, na mpanandro na mpisikidy, namanao ho masim-bava, na mpanana ody, nampanadina amin’ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontanyamin’ny maty. Fa fahavetavetana eo imason’iJehovah izay manao izany »11 .

Page 13: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

13

1122.. Levitikosy 20. ‡¬ •• 1133.. 1 Tantara 10. ÚÒ

Mba hanambaràna ny maha tompon’andrai -kitra feno an’izay rehetra manao izany zavatraizany, dia hoy indrindra ny lalàn’ i Mosesy : « Ary nalehilahy na vehivavy izay manao azy ho tsindrian-javatra na mpanao hatsarana dia hatao matytokoa… ny rany dia ho aminy ihany »12. Tsymamono eo no ho eo an’izay manota aminyamin’izany karazam-pahotana izany akoryAndriamanitra, satria « mahari-po Izy… tsy sitranyhisy ho very na dia iray aza ». Mbola manolotrahatrany ny fanafahana amin’ny alalan’i JesoaKristy Zanany Izy. Tsy ihambahambana kosaanefa fa mitarika ho amin’ny fahafatesana sy nyfanamelohana mandrakizay any amin’ny helo iolalan’ny tsy fankatoavana io.

Tsy ho afa-bela akory ireo fatra-panatonaan’ireny olona mpifandray amin’ny herin’nymaizina ireny. Voalaza fa i Saoly mpanjaka dia« maty tamin’ny nivadihany tamin’i Jehovah, dianoho ny tsy nitandremany ny tenin’i Jehovah, synoho ny nakany saina tamin’izay nanao azy hotsindrian-javatra »13. Ndeha hotononintsika ihanykoa ity andinin-tSoratra Masina ao amin’nyLevitikosy 20. Ì ity : « Ary ny olona izay mivilyhanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra naizay mpanao hatsarana, hijangajanga hanaraka

Page 14: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

14

1144.. Matio 4. Ú† •• 1155.. 1 Jaona 4. µ

azy,… dia hanandrina izany olona izany ny Tavako,ka hofongorako, tsy ho amin’ny fireneny izy ».

Aoka hotsarovantsika izay nahatran’i Satanatamin’ny Tompo Jesoa, fony tonga nonina tetyamintsika Izy. Notambazany ho Azy ny fahefanaamin’ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany, rahamanaiky ny hiankohoka eo anatrehany sy hanajaazy Izy. Saingy, fantatry ny Tompo Jesoa fa ilayanjely lavo, izay anisan’ny voary noarîna ihany, iomanoloana Azy io. Fantany fa ilay mpandaingasady rain’ny lainga io. Noho izany, nivantana nyvalinteniny : « Mandehana ianao ry Satana, favoasoratra hoe : Jehovah Andriamanitrao nohiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotom -poinao »14. Endrika fankatoavana fara tamponyizay tian’i Satana hataon’ny olona aminy, mbahahatonga ireto farany hiankin-doha tanterakaaminy, ny fiankohofana aminy. Rehefa mankatòazy ny olona ka miankin-doha tanteraka aminy,dia fatorany amin’izay mba ho tonga andevony !

Tsy mahalala an’izany atao hoe fitiavana izanyny devoly. Izany fitiavana izany anefa no tenailaintsika. Hoy indrindra ny Baiboly :« Andriamanitra dia fitiavana »15 ; ambarany ihanykoa fa : « mpandainga sy mpamono olona » nydevoly. Tia antsika Andriamanitra. Noporofoiny

Page 15: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

15

1166.. Jaona 1. Ú‡

izany fitiavany izany tamin’ny nanirahany nyZananilahy, Ilay Malalany, dia i Jesoa Kristy, tetoamin’ity izao tontolo izao mpikomy tamin’Andriamanitra sy nilona tao anaty fahotana ity.Ny olona kosa anefa nanombo Azy teo amin’nyhazofijaliana, rehefa nohetsehin’ny devoly synotarihiny.

Tsy nanohitra an’ireo olona nitsangan-kofahavalony ireo i Jesoa Kristy Zanak’Andriamanitra, satria AAnnddrriiaammaanniittrraa ddiiaaffiittiiaavvaannaa. Tsy nofongorany ny fahavalony na diamanam-pahefana hanao izany aza Izy. FFiittiiaavvaannaano nanekeny ho faty teo amin’ny hazofijaliana,hisolo vaika ny helok’ireo rehetra mino Azy. Koasatria efa nisolo voina antsika i Kristy, dia mmaahhiittssyyssyy mmaarriinnaa AAnnddrriiaammaanniittrraa raha manolotra hoantsika ny famelan-keloka. Omeny maimaim -poana ny rehetra izany famelan-keloka izany. Hovoavela heloka avokoa na iza na iza manaiky nyTompo Jesoa, ka mino sy mibebaka amin’nyfahotany. « Nomena hery ho tonga zanak’Andriamanitra » izy ireny16. Izany noanehoan’Andria manitra ny fahasoavany sy nyfahamarinany ! Moa tsy mifanipaka tanterakaamin’ny haratsiam-panahin’ny devoly sy nylaingany ve izany ?

Page 16: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

16

1177.. Matio 25. ∂Ú

FAMPITANDREMANA

Raindahiny amin’ny famitahana ny olona i Satanasy ny tafiky ny demonia. « Mampianiana anareoeo anatrehan’ny Tompo sy Kristy Jesoa izayhitsara ny velona sy ny maty » izahay, mba tsyhihaino na hanaraka an’ireo fandaharan’nyfampielezam-peo, na ny fandaharan’nyfahitalavitra, izay miresaka ny herin’ny maizina.Toy ny sakafo voapoizina ireny ka manimba nyfanahin’izay rehetra mihaino, na mijery, izany.Mila mandositra ny fakàmpanahy isika, satriamahery lavitra noho isika ny devoly. Tsy misympino afaka hiandrandra ny fanampian’Andriamanitra amin’ny fandresena ny fakàm -panahy, raha an-tsitrapo na andrankandrana nonanekeny an’ireo fanaon’ny devoly ireo.

Mampanantena zavatra maro ny devoly,kanefa dia mamitaka hatrany izy. Hiara-hizaraaminy ny anjara ratsiny ianao rahatrizay rahamihaino ny feony. Afeniny aminao io zavatrahiseho aorian’ny fahafatesana io. Hilaza aminaoAndriamanitra, rehefa ho avy ilay andro fitsarana,hoe : Tsy nankatò Ahy ianareo fa nankatò nydevoly, nanompo azy ianareo, noho izany : « Mialàamiko ianareo izay voaozona, ho any amin’ny afomaharitra mandrakizay, izay voavoatra ho an’nydevoly sy ny anjeliny »17, ary koa : « Fa ny osa sy ny

Page 17: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

17

1188.. Apokalypsy 21. µ •• 1199.. Lioka 18. ÚÒ

tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona syny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy nympanompo sampy ary ny mpandainga rehetra diahanana ny anjarany ao anatin’ny farihy mirehitraafo sy solifara ; izany no fahafatesana faharoa »18.

FAMELAN-KELOKA SY FANAFAHANA

Mbola mivesatra ny fahotanao ihany ianao, rahatsy mety mino ny Tompo Jesoa Kristy. Fahotanamihantsy mandrakariva ny fahatezeran’Andriamanitra izany, ary mendrika ny fitsaràny.Mikiakiaha amin’Andriamanitra hoe, toy nynataon’ilay lehilahy anankiray voalaza ao amin’nyLioka 18 raha nivavaka izy : « Andriamanitra ô,mamindrà fo amiko mpanota ! »19, dia hamelaanao miaraka amin’izay Izy, satria efa maty nohony helokao i Kristy. Raha eo ambany vahohon’nyhery ara-panahy tsy azonao ihodivirana ianao, nyTompo Jesoa irery ihany no manana ny hery sy nyfahefana rehetra hanafahana anao amin’izany.Miantsoa Azy, ary aza mitsahatra. Aza matahotrany hanatona mpino hafa, ka hiaiky amin’izy ireony zava-manjò anao. Hivavaka sy hifady haninaho anao izy ireo. Hanome anao fanafahana fenony Tompo. Tsy maintsy manadio ny tranonao

Page 18: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

18

2200.. Asa 19. Úµ-‡† •• 2211.. Hebreo 2. Ú∂ •• 2222.. 1 Jaona 1. ∞

ihany koa anefa ianao, toy izay nataon’ny Tompotamin’ny fonao. Hanome hery anao Izyhandoroanao ny boky, ny ody, ny sikidy,mbamin’izay rehetra mampahatsiahy anao nyfanao ratsin’ny maizina sy ny fanompoan-tsampy20.

Mila mahatsiaro mandrakariva ianao, rahampino marina tokoa, fa efa resy i Satana. Efa resyizy tamin’ny alalan’ilay asa vita indray mandehatsy miverina notanterahin’ny Tompo Jesoa teoamin’ny hazofijaliana21. Saingy, hanao izay faraheriny izy mba hampianjera anao indray aoamin’ny fanompoana ny herin’ny maizina.Voasoratra ao amin’ny Korintiana voalohany tokofaha-10, and. ‡Ú-‡‡ fa : « Tsy mahazo misotroamin’ny kapoaky ny demonia sy ny kapoaky nyTompo ianareo ; tsy mahazo mihinana amin’nylatabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demoniaianareo. Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika ?Mahery noho Izy va isika ? » Fanalam-baraka nyTompo, no sady fivarinana lehibe ho anao izany,raha efa niseho teo aminao ! Mila miaiky nyfahotanao amin’Andriamanitra ianao. Eken’Andriamanitra avokoa ny ffiiaaiikkeennaa aammiinn’’nnyy ffoottssoottrraa ssyy mmaahhiittssyy.. Hiverina amin’ny laoniny nyfiombonanao Aminy amin’izay fotoana izay22.

Page 19: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

19

2233.. vakio ny Asa 19. Ú∞

Amin’ny tranga sasany, indrindra fa nymahakasika ny fifandraisana amin’ny herin’nymaizina, dia ilaina ny fiaikenao ny fahotanaoamin’ireo rahalahy ho fanafahana anao : hivavakamanokana ho anao, sy miaraka aminao, hoamin’ny fanafahana anao tanteraka izy ireo.

Esory sy andosiro avokoa izay rehetra mety ho« fanaovana ody ». Nandoro ampahibemasoan’ireo boky fanaovana hatsarana nananany ireoEfesiana rehefa niala tamin’ny sampy hoamin’Andriamanitra23, ho fijoroany vavolom -belona ny amin’ny fahafahany, sy mba tsyhahalatsaka azy amin’ny fakàmpanahy hamerinaizany indray : ohatra faka tahaka izany.

Page 20: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

HO FAMARANANA

Andinin-tSoratra Masina telo no hamaranantsikaazy :

« Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra diany handrava ny asan’ny devoly»24.

« Farany, mahereza ao amin’ny Tompo syamin’ny herin’ny faherezany ; tafio avokoa nyfiadian’Andriamanitra, mba hahazoanareohifahatra amin’ny fanangolen’ny devoly»25.

«Ka dia maneke an’Andriamanitra ianareo ; arymanohera ny devoly, dia handositra anareoizy»26.

20

2244.. 1 Jaona 3. µ •• 2255.. Efesiana 6. Ú†-ÚÚ •• 2266.. Jakoba 4. ¬

Page 21: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny
Page 22: NY BAIBOLY sy ny fanompoana fanahy hafa - madabibliq.org · Ny baiboly sy ny fanompoana fanahy hafa 5 Ny niandohany 7 Ny tanjony 8 Ireo tetikadiny 8 1. Ny fanompoan-tsampy 9 2.Ny

Imprimé en France par IMÉAF – 26160 La Bégude de MazencDépôt légal : 4e trimestre 2007 - N° d’impression 707 84