カワセミとおじいさん - sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny...

27
Ikelifadadany sy i befadadany カワセミとおじいさん JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品 制作:PBZT

Upload: others

Post on 19-Jul-2020

1 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

Ikelifadadany sy i befadadany

カワセミとおじいさん

JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品制作:PBZT

Page 2: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 3: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

1

Indray

andro

dia

nisy

olona

iray

i Befadadany

somary

efa

lehibe

ihany

izy, mpiompy

trondro

izy

ary

tena

mahavatra

mikarakara

ireo

trondro

sy

ireo

zana-

trondro

ao

anatin’ny

dobony

ireo

izy

あるところに、ベファダダニとい

うおじいさんがいました。

池で小さな魚を大きな魚に育て生

活していました。

Page 4: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 5: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

2

Isan’andro

anefa

dia

misy

vorona

vintsy

kely

iray

I

Kelifadadany

io

tonga

mihaza

sy

misambotra

trondro

ao

amin’ny

dobon’I

Befadadany

Isaky ny noana izy dia tonga

misakafo

ao.

その池には毎日、ケリファダダニ

という小さなカワセミがやってき

ました。

ケリファダダニはおなかがすくと

必ずここへやってきてこの池の魚

を取って食べてしまうのでした。

Page 6: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 7: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

3

Isaky

ny

mihazakazaka

handroaka

an’I

Kelifadadany

anefa

I Befadadany

dia

poa

tahak’izay

dia

efa

lasa

manidina

izy; nefa rehefa lasa indray I

Befadadany

dia

iny

fa

miverina

indray

I Kelifadadany

Befadadany: tena

fetsy

be

mihitsy

ity

vorona

kely

ity

fa

tsy

maintsy

hitadiavako

hevitra

fa

lany ny trondroko

ケリファダダニが

魚をとって食べていると

おじいさんは怒って

走って行くのですが

飛んで逃げられてしまいます。

「この小鳥はなんてずるがしこい

んだ!

なんとかしないとこの池の魚が

全部食べられてしまうぞ」

Page 8: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 9: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

4

Nahita

hevitra

ihany

anefa

I

Befadadany

nony

farany

Befadadany: andeha

ho asiko

épouvantail

na

sary

olona

eto

amin’izay

iny

tsy

ho

sahy

maketo

intsony

Dia

nalainy

ilay

épouvantail

na

sary

olona

dia

natsatony

teo

amoron-dobo, nataony

manao

akanjo

mavomavo

dia

nataony

mitovy

aminy

とうとうおじいさんはいい考えが

思い浮かびました。

「ここにわしそっくりのかかしを

置けばもうあいつがココに来る

ことはないだろう」

そういうとおじいさんはかかしを

持ってきて池の脇に固定し、黄色

い服を着せ、自分そっくりに変装

させました。

Page 10: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 11: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

5

Tery

ambony

hazo

alavitra

sisa

no nijanona

I Kelifadadany

nandinika

Kelifadadany: tena

miandry

ahy

etsy

amoron-dobo

i

baina

zany a, tena

tsy

hanatokatona

eny

mihitsy

aloha izaho.

ケリファダダニは遠くの木の上で

こちらを見ています。

「池の脇からずっと見ているけれ

ど、おじいさんがずっと見張っ

ているぞ。まずは近寄らずに観

察するとしよう」

Page 12: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 13: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

6

Afaka

telo

andro

taty

aoriana

Kelifadadany: tena

noana

be za

zany nefa

toa

tsy

mety

mihetsika

sady

tsy

mety

miala

teo

mihitsy

ity

baina

ity. Aloe hoe

anatonana

dia

jerena

izay

ataony

eo.

三日がすぎました。

「あぁお腹がすいた!

あのおじさんは全然動かず

ずっとあそこにいるしな。

もう少し近寄って

様子を見てみるか」

Page 14: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 15: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

7

Mbola

tsy

nihetsika

sady

tsy

nandroaka

ihany

anefa

ilay

sary

olona

ka afaka

ny

tahotr’I

Kelifadadany

ka vao

maika

izy

lasa

naka

trondro

tao

anaty

rano

satria

tena

efa

noana

be.

Ary

rehefa

voky

izy

dia

mbola

sahiny

ihany

koa

no miakatra

eo

ambonin’ny

sorok’ilay

sary

olona

sady

mihirahira

izy.

Kelifadadany:

♪tena

sary

olona

fotsiny

itony,

♪tena

sary

olona

fotsiny

itony.

かかしがおじいさんの服を着て

いるだけで、ぜんぜん動かないの

を確かめたケリファダダニは、す

ごくお腹が減っていたのでさっさ

と魚を捕って行きました。

お腹がいっぱいになったケリファ

ダダニはかかしの上に乗って歌い

だしました。

「人の形に似ているだけだ♪

人の形に似ているだけだ♪」

Page 16: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 17: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

8

Tena

kivy

sy

ketraka

i

Befadadany

nony

nahita

fa

mbola

maka

trondro

ihany

ilay

vorona,

nitady

hevitra

indray

izy.

Befadadany: tena

andeha

hiaafina

ao

ambadik’ity

épouvantail

sary

olona

ity

izaho

fa

tsy

maintsy

azoko

iny.

おじいさんは、また魚を捕られ

てしまいすごく悔しがりました。

そしてまた別のことをひらめきま

した。

「ようし、こんどはかかしのふり

をして待っていよう。今度こそ

捕まえてやる!」

Page 18: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 19: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

9

Tonga foana

anefa

i

Kelifadadany

maka

trondro

ohatran’ny

fanaony

isan’andro.

ケリファダダニは、以前のとおり

お腹がすくとこの池に魚を捕りに

くるようになっていました。

Page 20: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 21: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

10

Rehefa

voky

izy

dia

mitsambikina

foana

eo

ambonin’ny

sorok’ilay

épouvantail

sary

olona

sady

mihirahira

ilay

hira

fanaony

Kelifadadany:

♪tena

sary

olona

fotsiny

itony,

♪tena

sary

olona

fotsiny

itony.

10

お腹がいっぱいになると、

ちょんちょんとかかしの上に飛び

乗って歌いだします。

「人の形に似ているだけだ♪

人の形に似ているだけだ♪」

Page 22: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 23: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

11

Nihetsika

tampoka

anefa

ilay

épouvantail

sady

noraisi-potsiny

teo

am-pelatanany

i

Kelifadadany

Befadadany: tena

olona

tena

olona

ity

fa

tsy

misy

sary

olona

izany

eo

e

Tena

tsy

afaka

nitsoaka

intsony

i

Kelifadadany.

11

すると突然、ガサガサっと

ケリファダダニが乗っていた

かかしが動き出しました。

「ほんもの、ほんもの、

私はかかしじゃない!」

ケリファダダニは驚いて、飛び立

つこともできませんでした。

Page 24: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 25: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

12

Nony

avy

teo

dia

nifona

i

Kelifadadany

sady

niaiky

ny

fahadisoany.

Kelifadadany: tena

mifona

izaho

fa

tena

diso

e, tena

tokony

mangataka

izaho

fa

tsy

mangalatra, avelao

izaho

hande

fa

tsy

hamerina

intsony.

Befadadany: mamela

anao

izaho

fa

aza

mamerina

intsony

a.

Dia

omeko

trondro

ihany

koa

ianao

dia

samy

miompy

isika

dia

amin’izay

ihany

koa

ianao

miasa

e.

12

それからケリファダダニは、おじ

いさんにあやまりました。

「ほんとにごめんなさい。

私が悪かったです。

盗むのではなく、お願いをする

べきでした。

もう二度としませんから今回は

見逃してください。」

おじいさんは言いました。

「二度としないなら、今回だけは

逃がしてやろう。一緒に魚を育

てるならば、魚をすこし分けて

あげよう」

Page 26: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ
Page 27: カワセミとおじいさん - Sendai...amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。「池の脇からずっと見ているけれ

マダガスカル語 日本語

13

Taty

aoriana

dia

samy

mahavatra

mijerijery

ny

trondrony

avy

izy

roa

lahy, dia

samy

faly

ery.

Kelifadadany: tena

misaotra

anao

izaho

ry

Befadadany

fa

tena

mahafinaritra

mihitsy

ilay

miompy.

Tena

misaotra

e!

Befadadany: tsy

misy

fisaorana

leitsy

e…

fa

jereo

ange

fa

tena

misy

lehibe

mihitsy

izany

trondrontsika

izany

e.

Ha ha ha

13

こうして二人で協力して

魚を見張りました。

「おじさん、ありがとう。

魚を育てるって

すごく楽しいですね。」

おじいさんは言いました。

「ほらみて、そこ!

私たちが育てた魚が大きくなっ

ているぞ!ははははっ」

おしまい