feno ny hopitaly handraisana ny marariny...joseph raseta etsy befe - latanana manokana, misy ny...

1
5 Lah 1036 Samihafa www.gvalosoa.com "Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra." Matio 4:17 Ny TeNy FiaiNaNa Alakamisy 2 jolay 2020 Ireo vokatra dibera, marga- rine ary fromazy, anisan’ny mampalaza ny orinasa Tiko. Valanaretina coronavirus Feno ny Hopitaly handraisana ny marariny Azo lazaina ho feno amin’ izao fotoana ireo Hopitaly andraisana ny mararin’ny valanaretina coronavirus rah any eto an-drenivohi- tra sy ny manodidina. Izany no anisan’ny anao- vana ny etsy amin’ny Vil- lage Voara Andohatape- naka, handray ireo ma- rary, na ireo ahiana ho mararin’izany valanare- tina izany nanomboka omaly. Tsy toeram-pitsa- boana mantsy ity toerana ity, izany no midika fa efa ampoka ny toerana nato- kana ho amin’izany, ma- toa toerana fandraisana hetsika sy lanonana samy hafa no lasa atao ho toe- ram-pizaham-pahasala- mana, indrindra mahaka- sika ny valanaretina covid 19. Ankoatra izany, rah any etsy amin’ny Hopitaly Joseph Raseta etsy Befe- latanana manokana, misy ny fanambarana navoa- kan’izy ireo mahakasika ny ady amin’ity valanare- tina ity: feno ny toerana natao handraisana mara- rin'ny Covid-19. Nanao fampilazana ny eo ani- von’ny Hopitaly Befelata- nana noho izany, fa feno ny toerana natao handrai- sana mararin'ny Covid- 19. Misy ny fandaminana, araka ny filazana hatrany, fa « tsara aloha raha mba miantso ny laharana 034 14 015 30 (Triage Covid ), ireo izay hitondra marary ahiana mitondra ny so- ritr'aretina Covid-19 any amin'ny Hopitaly Befelata- nana, fa hisy ny tompon' andraikitra ara-pahasala- mana handray ny antso ary hanome torolalana ho antsika. Efa tena tsy voa- fehin’ny fitondrana Rajoe- lina intsony ity aretina ity ankehitriny, mahatonga ny filazana fa afaka mija- nona ao amin’ny Village Voara ireo hotsaboina, na any an-tranony araka izay mampety azy. Izany dia azo ilazana fa miala an- draikitra amin’ireo marary ny fitondrana, efa nam- bara anefa hatramin’izay fa ny fitondrana manon- tolo no mandray an-ta- nana ny lany rehetra ho an’ny olona mararin’ity valanaretina ity. Dia hoy ny maro hoe: aza marary amin’izao fa dia ho faty ho azy eo! Niaina Anisan’ny mpanohitra atahoran’ny fitondrana Rajoelina ny depiote Fidèle Razara Pierre Nekena Razafimandimby : ny MAPAR sy ny fiton- drana Rajoelina de tena maro olona hatahorana kaaaa. Marina e. Ity ani- sany ity solombavamba- hoaka ray atsika ity dia ny deputé Fidèle Razara Pierre. Eric Randah : ny marina foan e, depiote milaza ny marina io dia atahoran- dRajoelina sy ny foron- gony. Artinah Mialisoa : le dèle kely ve? Tena mahay fa- makafaka na politika izy, milaza ny marina koa dia atahoran’ny fitondran’ny mpandainga sy ny mpa- mahan-dalitra. Mamuchn'i MeMe : ka ry zareo tsinona tsy mahazaka fahamari- nana de zay no antony ko... izay no atahorana, tsy i Fidèle ihany, fa ny mpanohitra amin’ny ankapobeny mi- hitsy. Edoxie Marie Colette Vololonirina : tsy resindreo io, na izany aza, mila le Del betsaka koa ny mpanohitra fa tsy izy irery ihany no ho sahy hamotsipot- sitra ny tsy mety ataon-dRajoelina sy ny forongony. Fara Andrianarivony : alefa del kely a, zay mka anao e! Andrianandrasana'Dina Justin : izaho manokana aloha dia manao salut an'i Fidele e, fa tena voafehiny tsara mihitsy ny maha antoko mpanohitra sy ny maha mpanao gazety azy ! Hary Nokoloina : râ manao ny marina ry zareo de tsisy tokony hatahorany . Potsero mafy ho vaky NY vay tonton Fidy a! Nav Andriamiharisoa : satria izy tsy miteny raha tsy misy porofo, tena milay io. Tsy afaka manaonao foana ny fiton- dran’ny mpanongam-panjakana sy mpangala-bato amin’io. Ando Niaina : mavozo ny mapar satria hainy aby abus ataon-dreo! Fafah Kelly : marina sady misy porofo ny zavatra lazainy , ary tena manitsy an le fitondrana ny fitsikerana ataony dia izay no tena tsy zakan-dRajoelina mpambotry vahoaka sy ny forongony. Castro Felix Ralaikoa : mpanindrona ranomangatsiaka ny Mapar de zakany Cvo any. Lepary Dj Leparo : mety lasa tany an- dafy naheno le vavany del kely de ni- verna haingana lery. Gerard Rakotondraibe : asio fanadi- hadiana ity jirama ity ry Fidèle fa tena hiray hina ny vahoaka tsy hanaiky ny facture 3 anatiny 1 mois io; mba ataovy fandaharana manokana ao @ 101.8 fa tena ilaina ho fantatra ny marina. Mi- saotra mialoha tompoko. Ikemba Rabe : za tsy miala am Del rah mbola ao @ fianakaviambe an Dada izy! Iriana mba tsy ho voavidy vola lery fa hijoro hatrany amin’ny marina. Niriana Rabezanahary : azo heverina ho futur prezida koa, après Ravalo. Manga Tsimba : KA MAHASAHY MI- LAZA NY MARINA izy, enga anie mba tsy ho resin’ny felaka sy ny saosy fot- siny, araka ny voalazan’ilay hira iray izay. Lea Rass Rasoanatoandro : mila sahy otrazy e, ary mila maromaro otrazy ny mpanohitra. Andry Lalaina Rabemananjara : yes, never give up. Mijoroa amin’ ny marina mandrakariva, fa ny marina tsy mba maty. Henintsoa Heriniaina : mihorohoro mits reo, raha ao amin’ny assemblée moa dia tsy misy mahatohitra azy ireo depute IRD/MAPAR. Fara Niaina : ny mpanao rats ts mila- min-tsaina zan, fa mitebi2 lava ts matok tena, zay no matonga azy ku matahotran isehon marina. Ny marin marin fôn, isaorana le del mamotsipot- sitra ny lainga raofiny, maromaroa ny toa azy, ho sahy tsy hatahotra. Njatonirina Sylla : alefa fôn a ! ny ma- rina tokoa tsy maty e ! Martial Tovonirina : mivalana marary kibo foana ry Mpangala-bato lava tsy ampy cerveau @ Doublonvirus vao mi- hetsika kely ny Tim, vao mihetsika kely Fidèle. Lalaina Rabekoto : zany tena depute mendrika , ny député Tim ihany @zao no tena misolo vava ny vahoaka, NY ankotr'zay sarivongana daholo. Simonette Raholiarimalala : aleo mi- hintsy mba hisy ho sahy hilaza ny ma- rina toa AZY EE, ny sisa mpamoky lainga ny vahoaka fotsiny Alefa Ngahy député aaa ! TIM ihany, TIM foana e ! FANJIFANA Ifandrombahan’ny Afrikana ny vokatra TIKO I fandrombahan’ireo fire- nena Afrikana amin’izao fotoana ny vokatra vo- karin’ny orinasa Malagasy : Tiko. Anisan’ny vokatra reharehan’ny Malagasy amin’izao tontolo izao ny vokatra TIKO, raha tsy hi- laza afa tsy atsy Afrika, raha vao tonga ao Bots- wana, Afrika Atsimo, Na- mibia, Malawi, Congo ary Zambie ny vokatra Mala- gasy TIKO dia ifandrom- bahan’ireo namantsika mpanjifa Afrikanina. Pro- duit de luxe sy Produit de qualité, izany hoe vokatra lafo vidy sy tsara kalitao ireo vokatra Tiko, no fihe- veran’ny Afrikanina azy, indrindra moa ny Marna Gold, izay mahagaga azy Ny Hopitaly Joseph Raseta etsy Befelatanana. ireo satria margarine mat- siro noho ny dibera misy any amin’izy ireo, nefa dia margarine. Ny dibera: Bon Beurre koa dia tena mam- piaiky volana azy ireo ny tsirony. Manjary mifantoka ao an-tsain’ireo Afrikanina ny hoe « Mahay zavatra ny Malagasy » sy ny ma- rika: Made in Madagasi- kara, tompony Malagasy, TIKO vita Malagasy. Azo lazaina fa isika no mpa- mokatra dibera sy marga- rine tsara indrindra aty Afrika. Nanaiky ny fahai- zantsika mihintsy mantsy ireo firenena Scandinave sy Nordique tamin’ny fa- haizana manao dibera io dia ny Marna Gold sy Good Butter, izay tsara tsiro hoy izy ireo. Ny mpa- norina ny orinasa TIKO, Marc Ravalomanana ra- hateo dia nandranto fia- narana Agroalimentaire tany Helsinki (Finlande) tamin’ny taona 1975-1979 ary nanangana ny Grou- pe TIKO ny taona 1982. Aly SAMPATI/ FJKM Ny 15 novambra izao ny fankalazana ny Alahady Nasionaly Mampahery an’ireo mpikam- bana Sampati (Eto Madagasi- kara sy any ampitan-drano- masina) ny sampana mpana- zava FJKM sy ny Tily foibe Sampati, mba hitahiry ny fi- noana an’Andriamanitra mano- loana ny fiatrehana ny fepetra ara-pahasalamana. Nilaza ny Mpitandrina Randriamanante- nasolo Jean Jacques Seraphin Johns, Tonian’ny Sampati Foibe FJKM, fa tsy tokony hataon’ny mpikambana ambanin-javatra ny fivavahana, ny famakiana ny tenin’Andriamanitra, ny fihazo- nana an’ireo fanabeazana izay efa noiraisina, ny fanajana ny toro-marika ara-pahasalamana natolotry ny fanjakana, ny fa- naovana fanatanjahan-tena sy ny sisa… Nanohy nanazava ity tonian’ny Sampati foibe FJKM ity, fa mamporisika an’ireo Sy- nodam-paritany rehetra, mba hanohana ny Foibe Fjkm amin’ ny alalan’ny fanatanterahana ny adidy maro samihafa. Ankoatra izany, mamporisika ny Syno- dam-paritany hatrany ity tom- pon’andraikitra ity mba hitsidika sy hampahery an’ireo fitandre- mana eo ambany fifehezany mandritra ny fanamarihana ny hetsika nasionaly. Nanohy na- nazava ny Mpitandrina Randria- manantenasolo Jean Jacques fa hamoaka fandaharam-po- toana iombonana ny Sampana Mpanazava sy Tily Fjkm amin’ ny volana Aogositra 2020 ho avy izao, hiatrehana ny fanka- lazana ny Alahady nasionaly, izay hatao amin’ny 15 Novam- bra 2020 ho avy izao. Nama- rana ny fanehoan-keviny ity Tonian’ny Sampati Fjkm ity, fa hahemotra amin’ny fotoana ma- naraka ny fanofanana isam-pi- vondronana, izay tokony ho natao ny 18 Jona 2020, ka ha- tramin’ny 20 Jona 2020 lasa teo. Marihina fa sampana ve- lona eo anivon’ny fiangonana ny Sampati ary mpikambana feno eo anivon’ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara. Franck Razakambelo Ny mpitandrina Randriama- nantenasolo Jean Jacques, tonian’ny Sampati/ FJKM.

Upload: others

Post on 26-Jan-2021

1 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

  • 5Lah 1036Samihafawww.gvalosoa.com

    "Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao

    hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra."

    Matio 4:17

    Ny TeNy FiaiNaNa

    Alakamisy 2 jolay 2020

    Ireo vokatra dibera, marga-rine ary fromazy, anisan’nymampalaza ny orinasa Tiko.

    Valanaretina coronavirus

    Feno ny Hopitaly handraisana ny mararinyAzo lazaina ho feno amin’izao fotoana ireo Hopitalyandraisana ny mararin’nyvalanaretina coronavirusrah any eto an-drenivohi-tra sy ny manodidina.Izany no anisan’ny anao-vana ny etsy amin’ny Vil-lage Voara Andohatape-naka, handray ireo ma-rary, na ireo ahiana homararin’izany valanare-tina izany nanombokaomaly. Tsy toeram-pitsa-boana mantsy ity toeranaity, izany no midika fa efaampoka ny toerana nato-kana ho amin’izany, ma-toa toerana fandraisanahetsika sy lanonana samyhafa no lasa atao ho toe-ram-pizaham-pahasala-mana, indrindra mahaka-sika ny valanaretina covid19. Ankoatra izany, rahany etsy amin’ny HopitalyJoseph Raseta etsy Befe-latanana manokana, misyny fanambarana navoa-kan’izy ireo mahakasika

    ny ady amin’ity valanare-tina ity: feno ny toerananatao handraisana mara-rin'ny Covid-19. Nanaofampilazana ny eo ani-von’ny Hopitaly Befelata-nana noho izany, fa fenony toerana natao handrai-sana mararin'ny Covid-19. Misy ny fandaminana,araka ny filazana hatrany,fa « tsara aloha raha mbamiantso ny laharana 03414 015 30 (Triage Covid ),

    ireo izay hitondra mararyahiana mitondra ny so-ritr'aretina Covid-19 anyamin'ny Hopitaly Befelata-nana, fa hisy ny tompon'andraikitra ara-pahasala-mana handray ny antsoary hanome torolalana hoantsika. Efa tena tsy voa-fehin’ny fitondrana Rajoe-lina intsony ity aretina ityankehitriny, mahatongany filazana fa afaka mija-nona ao amin’ny VillageVoara ireo hotsaboina, naany an-tranony araka izaymampety azy. Izany diaazo ilazana fa miala an-draikitra amin’ireo mararyny fitondrana, efa nam-bara anefa hatramin’izayfa ny fitondrana manon-tolo no mandray an-ta-nana ny lany rehetra hoan’ny olona mararin’ityvalanaretina ity. Dia hoyny maro hoe: aza mararyamin’izao fa dia ho faty hoazy eo!

    Niaina

    Anisan’ny mpanohitra atahoran’ny fitondranaRajoelina ny depiote Fidèle Razara Pierre

    Nekena Razafimandimby: ny MAPAR sy ny fiton-drana Rajoelina de tenamaro olona hatahoranakaaaa. Marina e. Ity ani-sany ity solombavamba-hoaka ray atsika ity dia nydeputé Fidèle RazaraPierre.

    Eric Randah : ny marinafoan e, depiote milaza nymarina io dia atahoran-dRajoelina sy ny foron-gony.

    Artinah Mialisoa : le dèlekely ve? Tena mahay fa-makafaka na politika izy,milaza ny marina koa diaatahoran’ny fitondran’nympandainga sy ny mpa-mahan-dalitra.

    Mamuchn'i MeMe : ka ryzareo tsinona tsy mahazaka fahamari-nana de zay no antony ko... izay noatahorana, tsy i Fidèle ihany, fa nympanohitra amin’ny ankapobeny mi-hitsy.

    Edoxie Marie Colette Vololonirina :tsy resindreo io, na izany aza, mila leDel betsaka koa ny mpanohitra fa tsyizy irery ihany no ho sahy hamotsipot-sitra ny tsy mety ataon-dRajoelina syny forongony.

    Fara Andrianarivony : alefa del kelya, zay mka anao e!

    Andrianandrasana'Dina Justin :izaho manokana aloha dia manao salutan'i Fidele e, fa tena voafehiny tsaramihitsy ny maha antoko mpanohitra syny maha mpanao gazety azy !

    Hary Nokoloina : râ manao ny marinary zareo de tsisy tokony hatahorany .Potsero mafy ho vaky NY vay tontonFidy a!

    Nav Andriamiharisoa : satria izy tsymiteny raha tsy misy porofo, tena milayio. Tsy afaka manaonao foana ny fiton-dran’ny mpanongam-panjakana sympangala-bato amin’io.

    Ando Niaina : mavozo ny mapar satriahainy aby abus ataon-dreo!

    Fafah Kelly : marina sady misy porofony zavatra lazainy , ary tena manitsy anle fitondrana ny fitsikerana ataony diaizay no tena tsy zakan-dRajoelinampambotry vahoaka sy ny forongony.

    Castro Felix Ralaikoa : mpanindronaranomangatsiaka ny Mapar de zakanyCvo any.

    Lepary Dj Leparo : mety lasa tany an-dafy naheno le vavany del kely de ni-verna haingana lery.

    Gerard Rakotondraibe : asio fanadi-hadiana ity jirama ity ry Fidèle fa tenahiray hina ny vahoaka tsy hanaiky nyfacture 3 anatiny 1 mois io; mba ataovyfandaharana manokana ao @ 101.8 fatena ilaina ho fantatra ny marina. Mi-saotra mialoha tompoko.

    Ikemba Rabe : za tsy miala am Del rahmbola ao @ fianakaviambe an Dadaizy! Iriana mba tsy ho voavidy vola leryfa hijoro hatrany amin’ny marina.

    Niriana Rabezanahary : azo heverinaho futur prezida koa, après Ravalo.

    Manga Tsimba : KA MAHASAHY MI-LAZA NY MARINA izy, enga anie mbatsy ho resin’ny felaka sy ny saosy fot-siny, araka ny voalazan’ilay hira irayizay.

    Lea Rass Rasoanatoandro : milasahy otrazy e, ary mila maromarootrazy ny mpanohitra.

    Andry Lalaina Rabemananjara : yes,never give up. Mijoroa amin’ ny marinamandrakariva, fa ny marina tsy mbamaty.

    Henintsoa Heriniaina : mihorohoromits reo, raha ao amin’ny assembléemoa dia tsy misy mahatohitra azy ireodepute IRD/MAPAR.

    Fara Niaina : ny mpanao rats ts mila-min-tsaina zan, fa mitebi2 lava tsmatok tena, zay no matonga azy kumatahotran isehon marina. Ny marinmarin fôn, isaorana le del mamotsipot-sitra ny lainga raofiny, maromaroa nytoa azy, ho sahy tsy hatahotra.

    Njatonirina Sylla : alefa fôn a ! ny ma-rina tokoa tsy maty e !

    Martial Tovonirina : mivalana mararykibo foana ry Mpangala-bato lava tsyampy cerveau @ Doublonvirus vao mi-hetsika kely ny Tim, vao mihetsika kelyFidèle.

    Lalaina Rabekoto : zany tena deputemendrika , ny député Tim ihany @zaono tena misolo vava ny vahoaka, NYankotr'zay sarivongana daholo.

    Simonette Raholiarimalala : aleo mi-hintsy mba hisy ho sahy hilaza ny ma-rina toa AZY EE, ny sisa mpamokylainga ny vahoaka fotsiny

    Alefa Ngahy député aaa ! TIM ihany,TIM foana e !

    FANJIFANA

    Ifandrombahan’ny Afrikana ny vokatra TIKO

    Ifandrombahan’ireo fire-nena Afrikana amin’izaofotoana ny vokatra vo-

    karin’ny orinasa Malagasy: Tiko. Anisan’ny vokatrareharehan’ny Malagasyamin’izao tontolo izao nyvokatra TIKO, raha tsy hi-laza afa tsy atsy Afrika,raha vao tonga ao Bots-wana, Afrika Atsimo, Na-mibia, Malawi, Congo aryZambie ny vokatra Mala-gasy TIKO dia ifandrom-bahan’ireo namantsikampanjifa Afrikanina. Pro-duit de luxe sy Produit dequalité, izany hoe vokatralafo vidy sy tsara kalitaoireo vokatra Tiko, no fihe-veran’ny Afrikanina azy,indrindra moa ny MarnaGold, izay mahagaga azy

    Ny Hopitaly Joseph Rasetaetsy Befelatanana.

    ireo satria margarine mat-siro noho ny dibera misyany amin’izy ireo, nefa diamargarine. Ny dibera: BonBeurre koa dia tena mam-piaiky volana azy ireo nytsirony. Manjary mifantokaao an-tsain’ireo Afrikaninany hoe « Mahay zavatrany Malagasy » sy ny ma-

    rika: Made in Madagasi-kara, tompony Malagasy,TIKO vita Malagasy. Azolazaina fa isika no mpa-mokatra dibera sy marga-rine tsara indrindra atyAfrika. Nanaiky ny fahai-zantsika mihintsy mantsyireo firenena Scandinavesy Nordique tamin’ny fa-haizana manao dibera iodia ny Marna Gold syGood Butter, izay tsaratsiro hoy izy ireo. Ny mpa-norina ny orinasa TIKO,Marc Ravalomanana ra-hateo dia nandranto fia-narana Agroalimentairetany Helsinki (Finlande)tamin’ny taona 1975-1979ary nanangana ny Grou-pe TIKO ny taona 1982.

    Aly

    SAMPATI/ FJKM

    Ny 15 novambra izao ny fankalazana ny Alahady Nasionaly

    Mampahery an’ireo mpikam-bana Sampati (Eto Madagasi-kara sy any ampitan-drano-masina) ny sampana mpana-zava FJKM sy ny Tily foibeSampati, mba hitahiry ny fi-noana an’Andriamanitra mano-loana ny fiatrehana ny fepetraara-pahasalamana. Nilaza nyMpitandrina Randriamanante-nasolo Jean Jacques SeraphinJohns, Tonian’ny Sampati FoibeFJKM, fa tsy tokony hataon’nympikambana ambanin-javatrany fivavahana, ny famakiana nytenin’Andriamanitra, ny fihazo-nana an’ireo fanabeazana izayefa noiraisina, ny fanajana nytoro-marika ara-pahasalamananatolotry ny fanjakana, ny fa-naovana fanatanjahan-tena syny sisa… Nanohy nanazava itytonian’ny Sampati foibe FJKMity, fa mamporisika an’ireo Sy-

    nodam-paritany rehetra, mbahanohana ny Foibe Fjkm amin’ny alalan’ny fanatanterahana nyadidy maro samihafa. Ankoatraizany, mamporisika ny Syno-dam-paritany hatrany ity tom-pon’andraikitra ity mba hitsidikasy hampahery an’ireo fitandre-mana eo ambany fifehezanymandritra ny fanamarihana ny

    hetsika nasionaly. Nanohy na-nazava ny Mpitandrina Randria-manantenasolo Jean Jacquesfa hamoaka fandaharam-po-toana iombonana ny SampanaMpanazava sy Tily Fjkm amin’ny volana Aogositra 2020 hoavy izao, hiatrehana ny fanka-lazana ny Alahady nasionaly,izay hatao amin’ny 15 Novam-bra 2020 ho avy izao. Nama-rana ny fanehoan-keviny ityTonian’ny Sampati Fjkm ity, fahahemotra amin’ny fotoana ma-naraka ny fanofanana isam-pi-vondronana, izay tokony honatao ny 18 Jona 2020, ka ha-tramin’ny 20 Jona 2020 lasateo. Marihina fa sampana ve-lona eo anivon’ny fiangonanany Sampati ary mpikambanafeno eo anivon’ny Mpanazavasy Tily eto Madagasikara.

    Franck Razakambelo

    Ny mpitandrina Randriama-nantenasolo Jean Jacques,tonian’ny Sampati/ FJKM.