politika l ah 95 s bot sy 14 de m r 20 2 -˝&)+)˝.˚)’ f marc ny … · 2019-12-14 ·...

1
Sosialim-bahoaka ao anaty fety Tsy misy antenaina avy amin’ny fitondrana 2 Lah 995 Sabotsy 14 desambra 2019 Politika Ny Valosoa sy fakafaka www.gvalosoa.com Fanehoan-kevitra sms : 034 09 187 88 ; 032 11,505 44 ; 033 24 783 65 NaNkasItRaka Ny RehetRa NIaRahaba azy Noho tsINgeRIN-taoNa faha-70 NahateRahaNy Ny fIloha MaRc RavaloMaNaNa, fIloha NasIoNalINNy aNtoko tIako I MadagasIkaRa (tIM) aRy NItoNdRa hafatRa ho aNNy vahoaka Malagasy IhaNy koa Ny NahatRatRaRaNy Ny 12 desaMbRa Ny alakaMIsy lasa teo. FiloHa Marc ravaloManana Mizotra amin’ny lalana tsy tokony halehany ny firenena “Ny manantena no sarotra fa ny mamoy mora foana”, hoy ny fiteny teo alohaloha izay. Hanantena inona amin’ny fitondrana Rajoelina miditra amin’izao volon’andro fetin’ny krismasy sy faran’ny taona ary taom-baovao izao? Tsy misy. Ny fankalazana ny andro fety iarahan’ny ankohonana mifaly tsy vitan’ny tolotolotra kely etsy sy eroa hanampena-maso. Ireny indrindra no tonga amin’ny fitenenana hoe: “anio afa-drofy fa rahampitso mivindina, toy ilay boka mie- vina”. Ny olana ara-tsosialy fototra tandra vadin-ko- ditra tanteraka amin’ny fiainan’ny vahoaka Malagasy, ka sanatria afak’olana raha voafitak’ireny fanampena-maso sy fanarian-dia ireny. Miditra amin’izao faran’ny taona izao vao tena tsy laitra ny fiakaran’ny vidin’entana fanjifan’ny vahoaka anda- vanandro. Ao anatin’izany ireo filana fototra amin’ny sakafo toy ny vary, hena, menaka sy ny maro hafa; ny saribao tsy lazaina intsony ny halafony. Maro no hitanatana vava sy hanan-janaka hitsiriritra ny kila- laon’ny zanaky ny mpanefoefo vitsy an’isa eto amin’ny firenena. Misy ny mbola ho mafy ady tante- raka hikaroka vola kely etsy sy eroa izay mba hany tratry ny hery, mba hahafahana mahazo rirany kely amin’ny hankalazana ny andro fety. Maro an’isa ny Malagasy no hiharitra fahoriana ao anaty fahasahi- ranam-piainana ao anatin’izao volana desambra sy fiandohan’ny taona vaovao izao. Tsy nisy fihenany ny 90% ny vahoaka mahantra herintaona nitondran- dRajoelina sy ny antokony. Inona no vahaolana entin’ny fitondrana hanalefa- hana ny fahoriana ara-tsosialim-bahoaka? Mazava loatra fa tsy hisy valiny mazava sy tsotra izany satria zavatra hafa tsy laharam-pahamehana amin’ny va- hoaka Malagasy no nahamaika tao anatin’izay 12 volana izay. Tsy inona izany fa ny resaka politika sy ny paipaika politika politisianina entina hanamafi- san-toerana sy fiarovana tombontsoa manokana fot- siny ihany. Niharo poltika avokoa ho fanindra- hindrana tena hisehoana ho miasa sy mahavita no natao nibahana amin’izay natao rehetra. Ny tena fo- totry ny fampandrosoana an’ity firenena Malagasy ity aza tsy nasian’ny fitondrana teny kely akory, dia ny amin’ny fihavanana sy ny fampihavanana izany. Tsy maintsy hihodinkodina fotsiny eto ny firenena tsy hahita lalan-kombana mazava fa tsy vitan’ny atao letrezana sy amboletra tahaka izao io. Manampy tro- traka izany ny tsy fakana lesona mihitsy fa miseho ho mahay noho ny rehetra teo aloha amin’ny fitan- tanam-pirenena. Dia izao iaraha-mahita izao ny vo- kany herintaona izao. Mbola mifafa ny kihony ny vahoaka miharitra ny mafy amin’ny lafiny fahantrana lalina. Raha ny fahitana ny fidangan’ny vidim-piai- nana andavanandro amin’izao fotoana, dia tsy misy antenaina amin’ny fitondrana ho amin’ny fiatrehana ny fety samihafa ho avy izao. Radafy H o antsika rehetra tonga eto, havana, ray aman-dreny am- panahy, namana sy mpia- ra-miasa rehetra, misao- tra an’Andriamanitra le- hibe isika fa nohon’ny fitsimbinany dia mbola afaka mivory sy manka- laza ny fitsingerenan’ny taona nahaterahako izao isika. Raha tsy izy no mi- tahy sy nitondra antsika tsy afaka nankalaza izao fety izao isika. Mbola hi- saorako ihany koa Izy no- hon’ny nanomezany ahy izao tombon’andro lehibe izao, ka nahatratra ny faha-70 taona izao. Izy no efa nanankinako ny fiai- nako, izay rehetra ataoko sy ireo izay mbola ho ataoko eto amin’ny fire- nena. Ho Azy irery ihany anie ny dera sy ny vonina- hitra. Faly aho ary tena faly afaka mankalaza izao tsingerin-taona nahatera- hako izao miaraka amina- reo rehetra tafavory eto. Misaotra an’ireo ray aman-dreny ampanahy nitarika sy nitrotro amba- vaka izao fankalazana izao. Misaotra anareo re- hetra ihany koa namaly ny fanasana ary tonga maro be eto. Misaotra amin’ireo fanomezana maro samihafa izay nenti- nareo. Sitraka sy telina tokoa ny fanomezana izay nentinareo satria ma- riky ny fitiavana, koa enga anie Andriamanitra ilay nahary hamaly ny soa ataonareo tsirairay. Maro ihany ny zavatra efa no- tanterahin’ i Dada niaraka taminareo, kanefa ihany koa dia mbola betsaka ny adidy miandry ahy eto amin’ ny tany sy ny fire- nena. Vao afak’omaly aho no tafaverina soamant- sara rehefa avy namita iraka tany Frantsa. Ni- haona tamin’ireo mpiara miombon’antoka amin- tsika aho tany. Tsy tokony ho very fanantenana isika vahoaka Malagasy fa mbola vonona tokoa izy ireo iara-hiasa amintsika, indrindra eo amin’ny fa- metrahana ny demokra- sia, ny tany tan-dalàna, ny fampandrosoana ny fi- renena, ary ny fiarovana ireo zo fototra satria ma- hatsapa ihany koa ry zareo fa voahitsakitsaka ny zon’olombelona eto amintsika. Nifanandrify ta- min’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena momban’ny zon’olombe- lona moa ny dia tany, ka hita fa tsy irery isika fa mbola misy tokoa ireo na- mana izay vonona ha- trany amin’ny fiaraha-mia- sa. Nisy ihany koa ny fi- haonako tamin’ny filoha teo aloha sy ireo Mala- gasy monina any Eoropa. Zava-dehibe tokoa izany satria samy saro-piaro amin’ity tanindrazana iombonana ity ny Mala- gasy rehetra. Mahatsapa ny rehetra fa mizotra any amin’ny làlana tsy tokony halehany ny firenena amin’izao fotoana izao. Nijoro izy ireo ary man- dray andraikitra miaraka amintsika, mba hanohe- rana izao tsy fietezana misy eto amin’ny firenena izao. Efa mampiteny ny moana ny fanitsakitsahina ny lalàmpanorenana sy ny lalàna velona eto amintsika. Tsy nandeha tamin’izay laoniny ny fifi- dianana nifandimby teto ary vao mainka aza hita nibaribary izany tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna farany teo. Tsy ny teto An- tananarivo ihany fa maro ireo faritra no mitaraina amin’ny zava-misy. Fia- lana andraikitra anefa no setran’izany raha avy ao amin’ny CENI manokana izay nanankinana ny fika- rakarana ny fifidianana. Atao ho an’iza moa izany ny lalàna rehefa tsy ampi- harina? Sa ve hodiana tsy hita rehefa atao hampan- dresena kandidam-panja- kana? Tsy misy intsony fifampitokisana, ka tsy mety mandeha mifidy int- sony ny vahoaka, fa leo. Izany moa dia vao mainka araraotin’ny sasany ha- naovana ny fikirakirana na ny manipulation ny fifi- dianana toy ny lisi-pifidia- nana sy ny fanaovana kara-panondro sandoka. Santionany amin’ny fandi- kan-dalàna ihany ireo. Satria moa efa tafape- traka any amin’ny fitsa- rana mahefa ny fitaraina- na avy aty amintsika, ka apetraka amin’ny fahen- dren’izy ireo ny fitsarana ara-drariny ary enga anie izy ireo hampanjaka ha- trany ny tena fahamari- nana. Herintaona latsaka kely izao no nitsangana izao fitondrana izao ka- nefa ny vahoaka Mala- gasy vao mainka aza mandohalika, ary diso fa- nantenana tanteraka. Te- na tafalatsaka ao ana- tin’ny fahantrana lalina kanefa dia tsy misy vaha- olana mazava avy amin’ ny mpitondra ankehitriny. Ny famahana ny olan’ny Jirama eo amin’ny famat- siana ny rano sy jiro tsy misy hantenaina sady toa tsy laharampamehana akory. Ny tsy fisian’ny fan- driampahalemana dia sai- ka isan’andro vaky izao. Ho avela ho very fanahy mbola velona ve izany ny vahoaka Malagasy? Ma- toa izahay miteny dia misy tsy mety ao. Tiako ny mampahatsiahy ny re- hetra fa zo fototra ny mi- teny ankahalalahana, na ny liberté d’expression. Tsy hoe rehefa miteny akory ny mpanohitra dia hanongam-panjakana izay. Andraikitry ny mpa- nohitra ny miteny rehefa tsy mandeha amin’izay to- kony ho izy ny fitantanta- nana ny firenena. Mala- gasy daholo isika na iana- reo mpitondra, na izahay mpanohitra, ka samy sa- rotiny amin’ny ho avin’ny vahoaka Malagasy sy ny fampandrosoana ny fire- nena. Ny hafatra apetrako aminareo dia izao: aoka isika rehetra hiray hina, hitaky ny marina ary tsy hanaiky ny fanitsakitsa- hina ny lalàna velona. Izany rehetra izany dia ataontsika ao anatin’ny fanajana ny lalàna avo- koa. Mitrakà ry vahoaka Malagasy, fa mbola misy ny fanantenana ary tsy irery isika fa betsaka ireo namantsika. Ny firenena tan-dalàna, tsara-tantana, manaja ny demokrasia, ary manaja ny zon’olom- belona sy ny zon’ny va- hoaka ao aminy no afaka mandroso sy mampia- dana ny vahoaka. Misaotra antsika rehetra. Hombatsika hatrany An- driamanitra. Nangonin’Isambilo Oniversiten’Antananarivo Hakaton’ny Seces mandritra ny herinandro, ny 16-23 desambra Hanomboka amin’ny heri- nandro ho avy io, haka- ton’ny Seces mandritra ny herinandro ny Oniversi- ten’Antananairvo. Araka ny filazan’izy ireo azy, ho « herinandro maty » ny 16-23 Desambra 2019, araka ny fanambarana nataon’ny SECES Sam- pana Antananarivo, tao- rian’ny fivoriambe natao- ny afak’omaly. Hanao « herinandro maty » ny 16-23 Desambra 2019 ho avy izao manerana ny Oniversiten’Antananarivo sy ireo Foibem-pikaro- hana Nasionaly miorina eto an-drenivohitra. Ani- san’ny fitakian’izy ireo ny momba ny « heures com- plémentaires ». Mandiso ny voalazan-dRamatoa Minisitry ny Fampiana- rana Ambony ny SECES. Mihenjan-droa arak’izany ny tady eo amin-dRama- toa Minisitry ny Fampia- narana Ambony sy Fi- karohana ara-tsiansa, Pr Blanche Nirina Richard sy ny Sendikan’ny mpampia- natra-mpikaroka sy mpi- karoka-mpampianatra. Nitondra fanazavana mi- kasika ireo olana miseho eny anivon’ny Oniversite Ramatoa minisitra, nan- dritra ny filankevitry ny mi- nisitra, izay nanazavany fa « mahatratra 300 mi- liara Ariary ny « heures complémentaires » ta- kian’ireo mpampianatra mpikaroka ». «Mihoa- pampana » hoy ny tatitry ny filankevitry ny minisi- tra. Nivory ny SECES tao aorian’izay ary nanao fa- nambarana nilaza fa « tsy marina ny voalazan-dRa- matoa Minisitra momba io « heures complémen- taires » takian’ny SECES io. « Azo hamarinina any amin’ny Tahirimbolam- panjakana, fa « zara raha ampy ny 10%-n’io mari- bola io akory ny « heures complémentaires », na ora fanampiny isan-taona ho an’ny mpampianatra- mpikaroka sy mpikaroka- mpampianatra manerana ny Nosy », hoy ny fanam- barana. Koa « tsy men- drika ny firenentsika no sady fanetriben’ny tany ny filazana zavatra tsy ma- rina ». Nanamafy ihany koa ny minisitra nandritra ny filankevitry ny minisitra fa « tsy foana ny lamina LMD, fa ny fanaovana boky ho an’ny fahazoana ny mari-pahaizana « Li- cence » no tsy atao int- sony ho fampiharana ny didim-pitondrana efa nisy ny taona 2010, izay ma- nambara fa fanadinana dingana farany no takiana noho ny fanavaozana ny fandrindrana eny ani- von’ny Oniversite natao tamin’izany fotoana izany. Io dia lamina efa misy ma- nerana ireo oniversite ma- nerantany ». Nanipika mazava anefa ny SECES tamin’ny fanambarana nataony fa « tsy azo sim- baina na potehina ny len- tam-pahaizan’ny mpia- natra mandranto fiana- rana eny amin’ny Anjeri- manontolo miankina amin’ny fanjakana, koa hajao ny lalàna manan- kery mamaritra ny « Offre de formation » sy ny din- gana tsy maintsy lalo- van’ny mpianatra amin’ny fahazoany ny mari-pahai- zana, toy ny « Licence », « Master » ary ny « Doc- torat » ao anatin’ny rafitra LMD », hoy izy ireo. Isambilo

Upload: others

Post on 16-Mar-2020

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Politika L ah 95 S bot sy 14 de m r 20 2 -˝&)+)˝.˚)’ F Marc Ny … · 2019-12-14 · nantenana tanteraka. Te-na tafalatsaka ao ana - tinCny fahantrana lalina kanefa dia tsy misy

Sosialim-bahoaka ao anaty fety

Tsy misy antenaina avy amin’ny

fitondrana

2Lah 995 Sabotsy 14 desambra 2019Politika

Ny Valosoa sy fakafaka

www.gvalosoa.com

Fanehoan-kevitra sms :

034 09 187 88 ; 032 11,505

44 ; 033 24 783 65

NaNkasItRaka Ny RehetRa NIaRahaba azy Noho tsINgeRIN-taoNa faha-70 NahateRahaNy Ny fIloha MaRc

RavaloMaNaNa, fIloha NasIoNalIN’Ny aNtoko tIako I MadagasIkaRa (tIM) aRy NItoNdRa hafatRa ho

aN’Ny vahoaka Malagasy IhaNy koa Ny NahatRatRaRaNy Ny 12 desaMbRa Ny alakaMIsy lasa teo.

FiloHa Marc ravaloManana

Mizotra amin’ny lalana tsy tokony halehany ny firenena

“Ny manantena no sarotra fa ny mamoy morafoana”, hoy ny fiteny teo alohaloha izay. Hanantenainona amin’ny fitondrana Rajoelina miditra amin’izaovolon’andro fetin’ny krismasy sy faran’ny taona arytaom-baovao izao? Tsy misy. Ny fankalazana nyandro fety iarahan’ny ankohonana mifaly tsy vitan’nytolotolotra kely etsy sy eroa hanampena-maso. Irenyindrindra no tonga amin’ny fitenenana hoe: “anioafa-drofy fa rahampitso mivindina, toy ilay boka mie-vina”. Ny olana ara-tsosialy fototra tandra vadin-ko-ditra tanteraka amin’ny fiainan’ny vahoakaMalagasy, ka sanatria afak’olana raha voafitak’irenyfanampena-maso sy fanarian-dia ireny. Miditraamin’izao faran’ny taona izao vao tena tsy laitra nyfiakaran’ny vidin’entana fanjifan’ny vahoaka anda-vanandro. Ao anatin’izany ireo filana fototra amin’nysakafo toy ny vary, hena, menaka sy ny maro hafa;ny saribao tsy lazaina intsony ny halafony. Maro nohitanatana vava sy hanan-janaka hitsiriritra ny kila-laon’ny zanaky ny mpanefoefo vitsy an’isa etoamin’ny firenena. Misy ny mbola ho mafy ady tante-raka hikaroka vola kely etsy sy eroa izay mba hanytratry ny hery, mba hahafahana mahazo rirany kelyamin’ny hankalazana ny andro fety. Maro an’isa nyMalagasy no hiharitra fahoriana ao anaty fahasahi-ranam-piainana ao anatin’izao volana desambra syfiandohan’ny taona vaovao izao. Tsy nisy fihenanyny 90% ny vahoaka mahantra herintaona nitondran-dRajoelina sy ny antokony. Inona no vahaolana entin’ny fitondrana hanalefa-hana ny fahoriana ara-tsosialim-bahoaka? Mazavaloatra fa tsy hisy valiny mazava sy tsotra izany satriazavatra hafa tsy laharam-pahamehana amin’ny va-hoaka Malagasy no nahamaika tao anatin’izay 12volana izay. Tsy inona izany fa ny resaka politika syny paipaika politika politisianina entina hanamafi-san-toerana sy fiarovana tombontsoa manokana fot-siny ihany. Niharo poltika avokoa ho fanindra-hindrana tena hisehoana ho miasa sy mahavita nonatao nibahana amin’izay natao rehetra. Ny tena fo-totry ny fampandrosoana an’ity firenena Malagasyity aza tsy nasian’ny fitondrana teny kely akory, diany amin’ny fihavanana sy ny fampihavanana izany.Tsy maintsy hihodinkodina fotsiny eto ny firenena tsyhahita lalan-kombana mazava fa tsy vitan’ny ataoletrezana sy amboletra tahaka izao io. Manampy tro-traka izany ny tsy fakana lesona mihitsy fa misehoho mahay noho ny rehetra teo aloha amin’ny fitan-tanam-pirenena. Dia izao iaraha-mahita izao ny vo-kany herintaona izao. Mbola mifafa ny kihony nyvahoaka miharitra ny mafy amin’ny lafiny fahantranalalina. Raha ny fahitana ny fidangan’ny vidim-piai-nana andavanandro amin’izao fotoana, dia tsy misyantenaina amin’ny fitondrana ho amin’ny fiatrehanany fety samihafa ho avy izao.

Radafy

Ho antsika rehetratonga eto, havana,ray aman-dreny am-

panahy, namana sy mpia-ra-miasa rehetra, misao-tra an’Andriamanitra le-hibe isika fa nohon’nyfitsimbinany dia mbolaafaka mivory sy manka-laza ny fitsingerenan’nytaona nahaterahako izaoisika. Raha tsy izy no mi-tahy sy nitondra antsikatsy afaka nankalaza izaofety izao isika. Mbola hi-saorako ihany koa Izy no-hon’ny nanomezany ahyizao tombon’andro lehibeizao, ka nahatratra nyfaha-70 taona izao. Izy noefa nanankinako ny fiai-nako, izay rehetra ataokosy ireo izay mbola hoataoko eto amin’ny fire-nena. Ho Azy irery ihanyanie ny dera sy ny vonina-hitra. Faly aho ary tenafaly afaka mankalaza izaotsingerin-taona nahatera-hako izao miaraka amina-reo rehetra tafavory eto.Misaotra an’ireo rayaman-dreny ampanahynitarika sy nitrotro amba-vaka izao fankalazanaizao. Misaotra anareo re-hetra ihany koa namalyny fanasana ary tongamaro be eto. Misaotraamin’ireo fanomezanamaro samihafa izay nenti-nareo. Sitraka sy telinatokoa ny fanomezanaizay nentinareo satria ma-riky ny fitiavana, koa engaanie Andriamanitra ilaynahary hamaly ny soaataonareo tsirairay. Maroihany ny zavatra efa no-tanterahin’ i Dada niarakataminareo, kanefa ihanykoa dia mbola betsaka nyadidy miandry ahy etoamin’ ny tany sy ny fire-nena. Vao afak’omaly ahono tafaverina soamant-sara rehefa avy namitairaka tany Frantsa. Ni-haona tamin’ireo mpiaramiombon’antoka amin-tsika aho tany. Tsy tokony

ho very fanantenana isikavahoaka Malagasy fambola vonona tokoa izyireo iara-hiasa amintsika,indrindra eo amin’ny fa-metrahana ny demokra-sia, ny tany tan-dalàna,ny fampandrosoana ny fi-renena, ary ny fiarovanaireo zo fototra satria ma-hatsapa ihany koa ryzareo fa voahitsakitsakany zon’olombelona etoamintsika. Nifanandrify ta-min’ny fankalazana nyandro iraisam-pirenenamomban’ny zon’olombe-lona moa ny dia tany, kahita fa tsy irery isika fambola misy tokoa ireo na-mana izay vonona ha-trany amin’ny fiaraha-mia-sa. Nisy ihany koa ny fi-haonako tamin’ny filohateo aloha sy ireo Mala-gasy monina any Eoropa.Zava-dehibe tokoa izanysatria samy saro-piaroamin’ity tanindrazanaiombonana ity ny Mala-gasy rehetra. Mahatsapany rehetra fa mizotra anyamin’ny làlana tsy tokonyhalehany ny firenenaamin’izao fotoana izao.Nijoro izy ireo ary man-dray andraikitra miarakaamintsika, mba hanohe-rana izao tsy fietezanamisy eto amin’ny firenenaizao. Efa mampiteny nymoana ny fanitsakitsahinany lalàmpanorenana syny lalàna velona etoamintsika. Tsy nandehatamin’izay laoniny ny fifi-dianana nifandimby teto

ary vao mainka aza hitanibaribary izany tamin’nyfifidianana Ben’ny tanànafarany teo. Tsy ny teto An-tananarivo ihany fa maroireo faritra no mitarainaamin’ny zava-misy. Fia-lana andraikitra anefa nosetran’izany raha avy aoamin’ny CENI manokanaizay nanankinana ny fika-rakarana ny fifidianana.Atao ho an’iza moa izanyny lalàna rehefa tsy ampi-harina? Sa ve hodiana tsyhita rehefa atao hampan-dresena kandidam-panja-kana? Tsy misy intsonyfifampitokisana, ka tsymety mandeha mifidy int-sony ny vahoaka, fa leo.Izany moa dia vao mainkaararaotin’ny sasany ha-naovana ny fikirakiranana ny manipulation ny fifi-dianana toy ny lisi-pifidia-nana sy ny fanaovanakara-panondro sandoka.Santionany amin’ny fandi-kan-dalàna ihany ireo.Satria moa efa tafape-traka any amin’ny fitsa-rana mahefa ny fitaraina-na avy aty amintsika, kaapetraka amin’ny fahen-dren’izy ireo ny fitsaranaara-drariny ary enga anieizy ireo hampanjaka ha-trany ny tena fahamari-nana. Herintaona latsakakely izao no nitsanganaizao fitondrana izao ka-nefa ny vahoaka Mala-gasy vao mainka azamandohalika, ary diso fa-nantenana tanteraka. Te-na tafalatsaka ao ana-

tin’ny fahantrana lalinakanefa dia tsy misy vaha-olana mazava avy amin’ny mpitondra ankehitriny.Ny famahana ny olan’nyJirama eo amin’ny famat-siana ny rano sy jiro tsymisy hantenaina sady toatsy laharampamehanaakory. Ny tsy fisian’ny fan-driampahalemana dia sai-ka isan’andro vaky izao.Ho avela ho very fanahymbola velona ve izany nyvahoaka Malagasy? Ma-toa izahay miteny diamisy tsy mety ao. Tiakony mampahatsiahy ny re-hetra fa zo fototra ny mi-teny ankahalalahana, nany liberté d’expression.Tsy hoe rehefa mitenyakory ny mpanohitra diahanongam-panjakanaizay. Andraikitry ny mpa-nohitra ny miteny rehefatsy mandeha amin’izay to-kony ho izy ny fitantanta-nana ny firenena. Mala-gasy daholo isika na iana-reo mpitondra, na izahaympanohitra, ka samy sa-rotiny amin’ny ho avin’nyvahoaka Malagasy sy nyfampandrosoana ny fire-nena. Ny hafatra apetrakoaminareo dia izao: aokaisika rehetra hiray hina,hitaky ny marina ary tsyhanaiky ny fanitsakitsa-hina ny lalàna velona.Izany rehetra izany diaataontsika ao anatin’nyfanajana ny lalàna avo-koa. Mitrakà ry vahoakaMalagasy, fa mbola misyny fanantenana ary tsyirery isika fa betsaka ireonamantsika. Ny firenenatan-dalàna, tsara-tantana,manaja ny demokrasia,ary manaja ny zon’olom-belona sy ny zon’ny va-hoaka ao aminy no afakamandroso sy mampia-dana ny vahoaka.Misaotra antsika rehetra.Hombatsika hatrany An-driamanitra.

Nangonin’Isambilo

Oniversiten’Antananarivo

Hakaton’ny Seces mandritra ny herinandro, ny 16-23 desambra

Hanomboka amin’ny heri-nandro ho avy io, haka-ton’ny Seces mandritra nyherinandro ny Oniversi-ten’Antananairvo. Arakany filazan’izy ireo azy, ho« herinandro maty » ny16-23 Desambra 2019,araka ny fanambarananataon’ny SECES Sam-pana Antananarivo, tao-rian’ny fivoriambe natao-ny afak’omaly. Hanao « herinandro maty » ny16-23 Desambra 2019 hoavy izao manerana nyOniversiten’Antananarivosy ireo Foibem-pikaro-hana Nasionaly miorina

eto an-drenivohitra. Ani-san’ny fitakian’izy ireo nymomba ny « heures com-plémentaires ». Mandisony voalazan-dRamatoaMinisitry ny Fampiana-rana Ambony ny SECES.Mihenjan-droa arak’izanyny tady eo amin-dRama-toa Minisitry ny Fampia-narana Ambony sy Fi-karohana ara-tsiansa, PrBlanche Nirina Richard syny Sendikan’ny mpampia-natra-mpikaroka sy mpi-karoka-mpampianatra.Nitondra fanazavana mi-kasika ireo olana misehoeny anivon’ny Oniversite

Ramatoa minisitra, nan-dritra ny filankevitry ny mi-nisitra, izay nanazavanyfa « mahatratra 300 mi-liara Ariary ny « heurescomplémentaires » ta-kian’ireo mpampianatrampikaroka ». «Mihoa-pampana » hoy ny tatitryny filankevitry ny minisi-tra. Nivory ny SECES taoaorian’izay ary nanao fa-nambarana nilaza fa « tsymarina ny voalazan-dRa-matoa Minisitra momba io« heures complémen-taires » takian’ny SECESio. « Azo hamarinina anyamin’ny Tahirimbolam-

panjakana, fa « zara rahaampy ny 10%-n’io mari-bola io akory ny « heurescomplémentaires », naora fanampiny isan-taonaho an’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra maneranany Nosy », hoy ny fanam-barana. Koa « tsy men-drika ny firenentsika nosady fanetriben’ny tany nyfilazana zavatra tsy ma-rina ». Nanamafy ihanykoa ny minisitra nandritrany filankevitry ny minisitrafa « tsy foana ny laminaLMD, fa ny fanaovanaboky ho an’ny fahazoana

ny mari-pahaizana « Li-cence » no tsy atao int-sony ho fampiharana nydidim-pitondrana efa nisyny taona 2010, izay ma-nambara fa fanadinanadingana farany no takiananoho ny fanavaozana nyfandrindrana eny ani-von’ny Oniversite nataotamin’izany fotoana izany.Io dia lamina efa misy ma-nerana ireo oniversite ma-nerantany ». Nanipikamazava anefa ny SECEStamin’ny fanambarananataony fa « tsy azo sim-baina na potehina ny len-tam-pahaizan’ny mpia-

natra mandranto fiana-rana eny amin’ny Anjeri-manontolo miankinaamin’ny fanjakana, koahajao ny lalàna manan-kery mamaritra ny « Offrede formation » sy ny din-gana tsy maintsy lalo-van’ny mpianatra amin’nyfahazoany ny mari-pahai-zana, toy ny « Licence »,« Master » ary ny « Doc-torat » ao anatin’ny rafitraLMD », hoy izy ireo.

Isambilo