Transcript
Page 1: Politika L ah 95 S bot sy 14 de m r 20 2 -˝&)+)˝.˚)’ F Marc Ny … · 2019-12-14 · nantenana tanteraka. Te-na tafalatsaka ao ana - tinCny fahantrana lalina kanefa dia tsy misy

Sosialim-bahoaka ao anaty fety

Tsy misy antenaina avy amin’ny

fitondrana

2Lah 995 Sabotsy 14 desambra 2019Politika

Ny Valosoa sy fakafaka

www.gvalosoa.com

Fanehoan-kevitra sms :

034 09 187 88 ; 032 11,505

44 ; 033 24 783 65

NaNkasItRaka Ny RehetRa NIaRahaba azy Noho tsINgeRIN-taoNa faha-70 NahateRahaNy Ny fIloha MaRc

RavaloMaNaNa, fIloha NasIoNalIN’Ny aNtoko tIako I MadagasIkaRa (tIM) aRy NItoNdRa hafatRa ho

aN’Ny vahoaka Malagasy IhaNy koa Ny NahatRatRaRaNy Ny 12 desaMbRa Ny alakaMIsy lasa teo.

FiloHa Marc ravaloManana

Mizotra amin’ny lalana tsy tokony halehany ny firenena

“Ny manantena no sarotra fa ny mamoy morafoana”, hoy ny fiteny teo alohaloha izay. Hanantenainona amin’ny fitondrana Rajoelina miditra amin’izaovolon’andro fetin’ny krismasy sy faran’ny taona arytaom-baovao izao? Tsy misy. Ny fankalazana nyandro fety iarahan’ny ankohonana mifaly tsy vitan’nytolotolotra kely etsy sy eroa hanampena-maso. Irenyindrindra no tonga amin’ny fitenenana hoe: “anioafa-drofy fa rahampitso mivindina, toy ilay boka mie-vina”. Ny olana ara-tsosialy fototra tandra vadin-ko-ditra tanteraka amin’ny fiainan’ny vahoakaMalagasy, ka sanatria afak’olana raha voafitak’irenyfanampena-maso sy fanarian-dia ireny. Miditraamin’izao faran’ny taona izao vao tena tsy laitra nyfiakaran’ny vidin’entana fanjifan’ny vahoaka anda-vanandro. Ao anatin’izany ireo filana fototra amin’nysakafo toy ny vary, hena, menaka sy ny maro hafa;ny saribao tsy lazaina intsony ny halafony. Maro nohitanatana vava sy hanan-janaka hitsiriritra ny kila-laon’ny zanaky ny mpanefoefo vitsy an’isa etoamin’ny firenena. Misy ny mbola ho mafy ady tante-raka hikaroka vola kely etsy sy eroa izay mba hanytratry ny hery, mba hahafahana mahazo rirany kelyamin’ny hankalazana ny andro fety. Maro an’isa nyMalagasy no hiharitra fahoriana ao anaty fahasahi-ranam-piainana ao anatin’izao volana desambra syfiandohan’ny taona vaovao izao. Tsy nisy fihenanyny 90% ny vahoaka mahantra herintaona nitondran-dRajoelina sy ny antokony. Inona no vahaolana entin’ny fitondrana hanalefa-hana ny fahoriana ara-tsosialim-bahoaka? Mazavaloatra fa tsy hisy valiny mazava sy tsotra izany satriazavatra hafa tsy laharam-pahamehana amin’ny va-hoaka Malagasy no nahamaika tao anatin’izay 12volana izay. Tsy inona izany fa ny resaka politika syny paipaika politika politisianina entina hanamafi-san-toerana sy fiarovana tombontsoa manokana fot-siny ihany. Niharo poltika avokoa ho fanindra-hindrana tena hisehoana ho miasa sy mahavita nonatao nibahana amin’izay natao rehetra. Ny tena fo-totry ny fampandrosoana an’ity firenena Malagasyity aza tsy nasian’ny fitondrana teny kely akory, diany amin’ny fihavanana sy ny fampihavanana izany.Tsy maintsy hihodinkodina fotsiny eto ny firenena tsyhahita lalan-kombana mazava fa tsy vitan’ny ataoletrezana sy amboletra tahaka izao io. Manampy tro-traka izany ny tsy fakana lesona mihitsy fa misehoho mahay noho ny rehetra teo aloha amin’ny fitan-tanam-pirenena. Dia izao iaraha-mahita izao ny vo-kany herintaona izao. Mbola mifafa ny kihony nyvahoaka miharitra ny mafy amin’ny lafiny fahantranalalina. Raha ny fahitana ny fidangan’ny vidim-piai-nana andavanandro amin’izao fotoana, dia tsy misyantenaina amin’ny fitondrana ho amin’ny fiatrehanany fety samihafa ho avy izao.

Radafy

Ho antsika rehetratonga eto, havana,ray aman-dreny am-

panahy, namana sy mpia-ra-miasa rehetra, misao-tra an’Andriamanitra le-hibe isika fa nohon’nyfitsimbinany dia mbolaafaka mivory sy manka-laza ny fitsingerenan’nytaona nahaterahako izaoisika. Raha tsy izy no mi-tahy sy nitondra antsikatsy afaka nankalaza izaofety izao isika. Mbola hi-saorako ihany koa Izy no-hon’ny nanomezany ahyizao tombon’andro lehibeizao, ka nahatratra nyfaha-70 taona izao. Izy noefa nanankinako ny fiai-nako, izay rehetra ataokosy ireo izay mbola hoataoko eto amin’ny fire-nena. Ho Azy irery ihanyanie ny dera sy ny vonina-hitra. Faly aho ary tenafaly afaka mankalaza izaotsingerin-taona nahatera-hako izao miaraka amina-reo rehetra tafavory eto.Misaotra an’ireo rayaman-dreny ampanahynitarika sy nitrotro amba-vaka izao fankalazanaizao. Misaotra anareo re-hetra ihany koa namalyny fanasana ary tongamaro be eto. Misaotraamin’ireo fanomezanamaro samihafa izay nenti-nareo. Sitraka sy telinatokoa ny fanomezanaizay nentinareo satria ma-riky ny fitiavana, koa engaanie Andriamanitra ilaynahary hamaly ny soaataonareo tsirairay. Maroihany ny zavatra efa no-tanterahin’ i Dada niarakataminareo, kanefa ihanykoa dia mbola betsaka nyadidy miandry ahy etoamin’ ny tany sy ny fire-nena. Vao afak’omaly ahono tafaverina soamant-sara rehefa avy namitairaka tany Frantsa. Ni-haona tamin’ireo mpiaramiombon’antoka amin-tsika aho tany. Tsy tokony

ho very fanantenana isikavahoaka Malagasy fambola vonona tokoa izyireo iara-hiasa amintsika,indrindra eo amin’ny fa-metrahana ny demokra-sia, ny tany tan-dalàna,ny fampandrosoana ny fi-renena, ary ny fiarovanaireo zo fototra satria ma-hatsapa ihany koa ryzareo fa voahitsakitsakany zon’olombelona etoamintsika. Nifanandrify ta-min’ny fankalazana nyandro iraisam-pirenenamomban’ny zon’olombe-lona moa ny dia tany, kahita fa tsy irery isika fambola misy tokoa ireo na-mana izay vonona ha-trany amin’ny fiaraha-mia-sa. Nisy ihany koa ny fi-haonako tamin’ny filohateo aloha sy ireo Mala-gasy monina any Eoropa.Zava-dehibe tokoa izanysatria samy saro-piaroamin’ity tanindrazanaiombonana ity ny Mala-gasy rehetra. Mahatsapany rehetra fa mizotra anyamin’ny làlana tsy tokonyhalehany ny firenenaamin’izao fotoana izao.Nijoro izy ireo ary man-dray andraikitra miarakaamintsika, mba hanohe-rana izao tsy fietezanamisy eto amin’ny firenenaizao. Efa mampiteny nymoana ny fanitsakitsahinany lalàmpanorenana syny lalàna velona etoamintsika. Tsy nandehatamin’izay laoniny ny fifi-dianana nifandimby teto

ary vao mainka aza hitanibaribary izany tamin’nyfifidianana Ben’ny tanànafarany teo. Tsy ny teto An-tananarivo ihany fa maroireo faritra no mitarainaamin’ny zava-misy. Fia-lana andraikitra anefa nosetran’izany raha avy aoamin’ny CENI manokanaizay nanankinana ny fika-rakarana ny fifidianana.Atao ho an’iza moa izanyny lalàna rehefa tsy ampi-harina? Sa ve hodiana tsyhita rehefa atao hampan-dresena kandidam-panja-kana? Tsy misy intsonyfifampitokisana, ka tsymety mandeha mifidy int-sony ny vahoaka, fa leo.Izany moa dia vao mainkaararaotin’ny sasany ha-naovana ny fikirakiranana ny manipulation ny fifi-dianana toy ny lisi-pifidia-nana sy ny fanaovanakara-panondro sandoka.Santionany amin’ny fandi-kan-dalàna ihany ireo.Satria moa efa tafape-traka any amin’ny fitsa-rana mahefa ny fitaraina-na avy aty amintsika, kaapetraka amin’ny fahen-dren’izy ireo ny fitsaranaara-drariny ary enga anieizy ireo hampanjaka ha-trany ny tena fahamari-nana. Herintaona latsakakely izao no nitsanganaizao fitondrana izao ka-nefa ny vahoaka Mala-gasy vao mainka azamandohalika, ary diso fa-nantenana tanteraka. Te-na tafalatsaka ao ana-

tin’ny fahantrana lalinakanefa dia tsy misy vaha-olana mazava avy amin’ny mpitondra ankehitriny.Ny famahana ny olan’nyJirama eo amin’ny famat-siana ny rano sy jiro tsymisy hantenaina sady toatsy laharampamehanaakory. Ny tsy fisian’ny fan-driampahalemana dia sai-ka isan’andro vaky izao.Ho avela ho very fanahymbola velona ve izany nyvahoaka Malagasy? Ma-toa izahay miteny diamisy tsy mety ao. Tiakony mampahatsiahy ny re-hetra fa zo fototra ny mi-teny ankahalalahana, nany liberté d’expression.Tsy hoe rehefa mitenyakory ny mpanohitra diahanongam-panjakanaizay. Andraikitry ny mpa-nohitra ny miteny rehefatsy mandeha amin’izay to-kony ho izy ny fitantanta-nana ny firenena. Mala-gasy daholo isika na iana-reo mpitondra, na izahaympanohitra, ka samy sa-rotiny amin’ny ho avin’nyvahoaka Malagasy sy nyfampandrosoana ny fire-nena. Ny hafatra apetrakoaminareo dia izao: aokaisika rehetra hiray hina,hitaky ny marina ary tsyhanaiky ny fanitsakitsa-hina ny lalàna velona.Izany rehetra izany diaataontsika ao anatin’nyfanajana ny lalàna avo-koa. Mitrakà ry vahoakaMalagasy, fa mbola misyny fanantenana ary tsyirery isika fa betsaka ireonamantsika. Ny firenenatan-dalàna, tsara-tantana,manaja ny demokrasia,ary manaja ny zon’olom-belona sy ny zon’ny va-hoaka ao aminy no afakamandroso sy mampia-dana ny vahoaka.Misaotra antsika rehetra.Hombatsika hatrany An-driamanitra.

Nangonin’Isambilo

Oniversiten’Antananarivo

Hakaton’ny Seces mandritra ny herinandro, ny 16-23 desambra

Hanomboka amin’ny heri-nandro ho avy io, haka-ton’ny Seces mandritra nyherinandro ny Oniversi-ten’Antananairvo. Arakany filazan’izy ireo azy, ho« herinandro maty » ny16-23 Desambra 2019,araka ny fanambarananataon’ny SECES Sam-pana Antananarivo, tao-rian’ny fivoriambe natao-ny afak’omaly. Hanao « herinandro maty » ny16-23 Desambra 2019 hoavy izao manerana nyOniversiten’Antananarivosy ireo Foibem-pikaro-hana Nasionaly miorina

eto an-drenivohitra. Ani-san’ny fitakian’izy ireo nymomba ny « heures com-plémentaires ». Mandisony voalazan-dRamatoaMinisitry ny Fampiana-rana Ambony ny SECES.Mihenjan-droa arak’izanyny tady eo amin-dRama-toa Minisitry ny Fampia-narana Ambony sy Fi-karohana ara-tsiansa, PrBlanche Nirina Richard syny Sendikan’ny mpampia-natra-mpikaroka sy mpi-karoka-mpampianatra.Nitondra fanazavana mi-kasika ireo olana misehoeny anivon’ny Oniversite

Ramatoa minisitra, nan-dritra ny filankevitry ny mi-nisitra, izay nanazavanyfa « mahatratra 300 mi-liara Ariary ny « heurescomplémentaires » ta-kian’ireo mpampianatrampikaroka ». «Mihoa-pampana » hoy ny tatitryny filankevitry ny minisi-tra. Nivory ny SECES taoaorian’izay ary nanao fa-nambarana nilaza fa « tsymarina ny voalazan-dRa-matoa Minisitra momba io« heures complémen-taires » takian’ny SECESio. « Azo hamarinina anyamin’ny Tahirimbolam-

panjakana, fa « zara rahaampy ny 10%-n’io mari-bola io akory ny « heurescomplémentaires », naora fanampiny isan-taonaho an’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra maneranany Nosy », hoy ny fanam-barana. Koa « tsy men-drika ny firenentsika nosady fanetriben’ny tany nyfilazana zavatra tsy ma-rina ». Nanamafy ihanykoa ny minisitra nandritrany filankevitry ny minisitrafa « tsy foana ny laminaLMD, fa ny fanaovanaboky ho an’ny fahazoana

ny mari-pahaizana « Li-cence » no tsy atao int-sony ho fampiharana nydidim-pitondrana efa nisyny taona 2010, izay ma-nambara fa fanadinanadingana farany no takiananoho ny fanavaozana nyfandrindrana eny ani-von’ny Oniversite nataotamin’izany fotoana izany.Io dia lamina efa misy ma-nerana ireo oniversite ma-nerantany ». Nanipikamazava anefa ny SECEStamin’ny fanambarananataony fa « tsy azo sim-baina na potehina ny len-tam-pahaizan’ny mpia-

natra mandranto fiana-rana eny amin’ny Anjeri-manontolo miankinaamin’ny fanjakana, koahajao ny lalàna manan-kery mamaritra ny « Offrede formation » sy ny din-gana tsy maintsy lalo-van’ny mpianatra amin’nyfahazoany ny mari-pahai-zana, toy ny « Licence »,« Master » ary ny « Doc-torat » ao anatin’ny rafitraLMD », hoy izy ireo.

Isambilo

Top Related