english -malagasy words and phrases malagasy vezo …...english -malagasy words and phrases this...

33
English-Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non-commercial use. This document is not for re-sale -- it is free and for educational use. Courtesy of WildMadagascar.org (INTERNET: http://www.wildmadagascar.org) Vezo dialect translation courtesy of Cyrus RAMAHAVELO. People Reaching People thanks Cyrus for all the time and effort he ha s so generously given to work on this document. ENGLISH MALAGASY MALAGASY VEZO DIALECT FOR TOLIARA Introductions Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening Manahoana Akory, manao akory ty fahasalamanao zay? Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening Manakory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay? Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening Akory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay? Fine, thank you. Tsara fa misaotra Tsy manahy avao, misaotra Welcome! Tonga soa! Tonga soa! Good-bye Veloma Veloma Bon voyage Soava dia! Soava dia! See you! Mandra-pihaona! Amin`ny manaraky koa! Please Asafady Azafady Thank you Misaotra Misaotra You're welcome Tsy misy fisaorana Tsy misy fisaorana

Upload: others

Post on 13-Mar-2020

38 views

Category:

Documents


2 download

TRANSCRIPT

Page 1: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

English-Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non-commercial use. This document is not for re-sale -- it is free and for educational use. Courtesy of WildMadagascar.org (INTERNET: http://www.wildmadagascar.org)

Vezo dialect translation courtesy of Cyrus RAMAHAVELO. People Reaching People thanks Cyrus for all the time and effort he ha s so generously given to work on this document.

ENGLISH MALAGASY MALAGASY VEZO DIALECT FOR TOLIARA Introductions

Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening

Manahoana Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?

Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening

Manakory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?

Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening

Akory Akory, manao akory ty fahasalamanao zay?

Fine, thank you. Tsara fa misaotra Tsy manahy avao, misaotra Welcome! Tonga soa! Tonga soa! Good-bye Veloma Veloma Bon voyage Soava dia! Soava dia! See you! Mandra-pihaona! Amin`ny manaraky koa! Please Asafady Azafady Thank you Misaotra Misaotra You're welcome Tsy misy fisaorana Tsy misy fisaorana

Page 2: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Excuse me Azafady kely e! Azafady! Help Vonjeo Mila vonjy Could you help me please? Afaka manampy ahy ve ianao Afaka manampy ahy va iha Do you speak English? Miteny anglisy ve ianao Mahay miteny anglisy va iha Do you speak Malagasy? Miteny gasy ve ianao Mahay miteny gasy va iha I do not speak Malagasy Tsy mahay miteny gasy aho Aha tsy mahay zaho I do not speak English Tsy mahay miteny anglisy aho Aha tsy mahay zaho I understand a little Mahazo kely aho Mahazo kelikely avao Nice to meet you Faly mahalala anao Faly mahafantatra anao Yes Eny Eka No Tsia Aha I am sorry Miala tsiny aho Azafady My name is [NAME] {NAME] no anarako {NAME] ty anarako What is your name? Iza no anaranao Ia ty anaranao Polite form of address. Finish greetings with tompoko

my/your family ny fianahaviako/ny fianahavianao

fianahaviako/fianahavianao

my/your friend ny namako/ny namanao namako/namanao my/your husband/wife ny vadiko/ny vadinao valiko/ valinao my/your children ny zanako/ny zanakao Anako/ anakinao my/your daughter ny zanako vavy/ny zanakao

vavy Anak`ampelako/ anak`ampelanao

my/your son ny zanako lahy/ny zanakao lahy anakilahiko/ anakilahinao my/your father ny raiko/ny rainao Babako/ Babanao my/your mother ny reniko/ny reninao Reniko/ Reninao my/your parents ny ray aman-dreniko/ny ray

aman-dreninao ray aman-dreniko/ ray aman-dreninao

my/your grandparents ny raibe sy renibeko/ny raibe sy renibenao

Razako

Page 3: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

my/your brother (brother of a man) ny rahalahiko/ny rahalahinao rahalahiko/rahalahinao my/your brother (brother of a woman) ny anadahiko/ny anadahinao anadahiko/ anadahinao my/your sister (sister of a woman) ny rahavaviko/ny rahavavinao rahavaviko/ rahavavinao my/your sister (sister of a man) ny anabaviko/ny anabavinao anabaviko/ anabavinao my/your cousin (male) ny cousin-ako/ny cousin-anao Sambin-ampelako my/your cousin (female) ny cousine-ako/ny cousine-anao Sambin-ampelako What is your occupation? Inona no asanao? Ino ty asanao? I am a [JOB] [JOB] aho [JOB] aho business person mpanao afera mpanao afera doctor dokotera dokotera journalist mpanao gazety mpanao gazety scientist mpikaroka mpikaroka student mpianatra mpianatra teacher mpampianatra mpampianatra priest Mpampivavaka I am retired Zaho fa retirety I make lace and sew How old are you? Firy taona ianao? Firy tao va iha? I am [AGE] years old. [AGE] taona aho (see

“Numbers” section) [AGE] taona aho (see “Numbers” section)

Where are you from? Avy aiza ianao? Bakaia va iha? Where do you live? Aiza ianao no mipetraka? Mipetraky aia va iha? I am from [PLACE] Avy any [PLACE] aho Zaho baka [PLACE] I live in [PLACE] Any [PLACE] aho no mipetraka Zaho mipetraky [PLACE] Australia Aostralia Aostralia England Angletera Angletera France Frantsa Frantsa Germany Alemaina Alemaina

Page 4: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

the United States Amerika Amerika Are you married? Manambady ve ianao? Fa manambaly va iha? I am [STATUS] [STATUS] aho Eka (Yes), Aha (No) single tsy mbola manambady Aha tsy mbola manambaly aho married manambady Fa manambaly divorced nisaraka Fa nisaraka I have children/child Manan-janaka aho Manan-anaky aho How many children do you have? Firy ty ananao? Happy birthday Bon anniversaire Bon anniversaire Congratulations! Arahabaina! Arahabaina!

Food

Bon appetit Mazotoa homana Mazotoa homa hot curry made with cabbage and carrots lasary lasary Do you have [FOOD]? Misy [FOOD] ve? Misy [FOOD] ve? We don't have [FOOD] Tsy manana [FOOD] izahay Tsy manana [FOOD] zahay The menu please Latabatra iray, azafady Latabatra iray, azafady I am thirsty Mangetaheta aho Maran-drano aho zao I am hungry Noana aho Mosare zaho zao We are thirsty Mangetaheta izahay Maran-drano zahay We are hungry Noana izahay Mosare zahay Can I order some more [FOOD]? Afaka mbola mikomandy

[FOOD] aho ve Afaka mbola mikomandy [FOOD] va zaho

What is this? Inona ity? Ino va tia io? That's all, thanks. Izay fa misaotra Ampy zay, misaotra That was delicious Natsiro be Matavy, soa biby I am full Voky aho Vintry aho zao

Page 5: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Check please Ny addition, azafady Ny addition, azafady Where is the toilet? Aiza ny trano fivoahana? Aia va ty WC nareo a glass vera vera a glass of water rano iray vera rano iray vera a bottle of water rano amin'ny tavoahangy rano amin'ny tavoangy a bottle tavoahangy tavoangy a cup kaopy Boly a cup of tea dite iray kaopy dite boly raiky a cup of coffee kafe iray kaopy kafe boly raiky the bill addition addition the receipt reçu reçu salt sira sira sugar siramamy siramamy pepper poavra poavra cold mangatsiaka manintry good tsara Soa delicious matsiro Matsiro, matavy bad ratsy raty bad-tasting ratsy tsiro raty tsiro Hot (as in temperature) mamay Mafana spicy masiaka masiaka ripe masaka masaka to eat misakafo mihina to cook mahandro Miketriky meals sakafo Sakafo, hany knife antsy Mesa spoon sotro sotro

Page 6: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

fork forsety forsety Breakfast Hany maray

bread mofo mofo butter dibera dibera jam confiture confiture eggs atody atoly milk ronono ronono Lunch and Dinner Hany atoandro, hany haly

beans tsaramaso Voamaina fried smoked beef kitoza kitoza beef hen'omby Henan`aomby beef and vegetable stew romazava romazava cabbage laisoa laisoa crab crabe Drakaky dessert desera desera dinner sakafo hariva Hany haly duck gana gana fish trondro Fia French fries frites frite fruit voankazo voankazo lobster homard homard lunch sakafo atoandro Hany atoandro meat hena hena noodles paty paty pork hena kisoa hena kisoa pork stew with manioc greens ravitoto Ravim-balahazo poultry vorona voro

Page 7: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

potato ovy Bele rice vary vary salad salady salady sauce saosy sosy sausage saosisy sosisy seafood hazan-drano hazan-drano soup lasopy lasopy steak bifteka bifteka vegetables legumes legume vegetable soup lasopy legumes lasopy legume drinks Zavam-pisotro

apple juice jus de pomme jus de pomme beer labiera labiera coffee kafe kafe coke coca coca fruit juice jus de fruits jus de fruits hot chocolate kakao kakao orange juice jus d'orange, ranom-boasary jus d'orange, ranom-boasary milk ronono ronono mineral water eau minerale eau minerale tea dite dite rum raoma raoma wine divay divay white wine divay fotsy divay fotsy red wine divay mena divay mena water rano rano

Page 8: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Accomodations

hotel hotely hotely room efitra efitra bungalow bungalow bungalow campground toerana filasina toerana filasina Can we camp here? Afaka milasy eto ve? Afaka milasy etoa va? Can you take me to the [NAME] hotel? Afaka mitondra ahy amin'ny

hotely [NAME] ve ianao? Afaka mitondra ahy amin'ny hotely [NAME] va iha?

Where is [OBJECT]? Aiza no misy [OBJECT] Aia ty misy [OBJECT] A good hotel hotely tsara hotely soa A cheap hotel hotely mora hotely mora A nearby hotel hotely akaiky hotely mariny Is it safe to camp here? Atokisana ve ny milasy eto? Atokisana ve ny milasy eto? How long can we stay here Hafiriana no azo ijanonana eto? Hafiriana no azo ijanonana eto? Can you watch over this place tonight? Afaka miambina ity toerana ity

ve ianao anio alina? Afaka miambina ity toerana ity va iha androany haly?

Is there drinking water? Misy rano fisotro ve eto? Misy rano azo inomy va ty ato? Can we light a fire? Afaka mampirehitra afo ve? Afaka mampirehitra afo va? Do you have any rooms available? Mbola misy efitra ve? Mbola misy chambra va? I would like a room with a bathroom. Mila efitra misy fandroana aho Mila chambra misy ladousy aho hot water rano mafana rano mafana electricity jiro jiro How much is it per day? Ohatrinona isan'indro? Ohatrino isan'indro? How long will you be staying? Haharitra hafiriana ianaero? Mety ho firy andro va nareo? [NUMBER] days [NUMBER] andro [NUMBER] andro week herinandro herinandro Sorry, we are full Miala tsiny fa efa feno izahay Azafady fa feno zahay Can I have a key to my room? Aiza ny efitro e? Aia ty lakile chambrako zao?

Page 9: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Do you take credit cards? Mandray carte de credit ve ianareo?

Mandray carte de credit ve ianareo?

backpack sac a dos sac a dos bathroom fandroana fandroana bed fandriana fandria blanket bodofotsy bodofotsy candle labozia labozy chair seza seza clean madio madio clean sheets dra madio dra madio dirty maloto maloto drinking water rano fisotro rano fisotro key lakile lakile lamp/light jiro jiro mosquito net voaly aro moka voaly aro moka noisy mitabataba Mitabataba, mantrintriny pillow ondana onda plug prizy prizy quiet mangina mangina room number nimeraon'ny efitra nimeraon'ny chambre rope tady taly sheet lamba lamba shower fandraoana fandraoana sleep matory matory soap savony savony swim milomano milomano table latabatra latabatra tent trano lay Mositikera

Page 10: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

toilet paper papier hygienique Fifitry towel servieta servieta

Travel

Where can I take the plane to [DESTINATION]?

Aiza ny fakana ny raoplanina mankany [DESTINATION]?

Aia fandehana aminy raoplany mandeha [DESTINATION]?

The plane/boat/bus is delayed Tara ny raoplanina/sambo/bus Tara raoplany/sambo/bus The plane/boat/bus is canceled Tsy mandeha ny

raoplanina/sambo/bus Tsy mandeha ty raoplanina/sambo/bus

I want to go to [DESTINATION] Saika ho eny [DESTINATION] aho

Te handeha ho [DESTINATION] aho

I want a ticket to [DESTINATION] Bie mankany [DESTINATION] iray.

Bie raiky mandeha ho any [DESTINATION] .

One-way ticket Bie mandroso Bie alle Return ticket Bie mandroso sy miverina Bie alle retour How long does the trip take? Maharitra haririana ny mankany

[DESTINATION]? Maharitra firy lera ty mandehaho any [DESTINATION]?

flight vol Mitily,(mandeha avion) domestic flight vol interieur mandeha avion Is there a flight to [DESTINATION] today? Misy raoplanina mankany

[DESTINATION] ve anio? Misy raoplanina mandeha ho any [DESTINATION] va ty

androany? When is the next flight to [DESTINATION]? Rahoviana ny raoplanina

manaraka mankany [DESTINATION]?

Ombia ny raoplany manaraka mandeha [DESTINATION]?

Taxi fare (always ask the fare before getting in]

saran-dalana,frais ana taxi Hoantrino frais taxi eto ka hatrany [DESTINATION].

I am going to [DESTINATION] Ho eny [DESTINATION] aho Ho any [DESTINATION] aho How long will it take? Adiny firy ny mankany? Firy lera ty mandeha any? How much does it cost? Ohatrinona ny mankany? Hoatrino ty mandeha any? Have you got change? Manana madinika ve ianao? Misy lamone va iha? Where do you want to go? Aiza no tianao aleha? Aia ty tianao handehana?

Page 11: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

I would like to go to [DESTINATION] Saika ho eny [DESTINATION] aho

Handeha ho any [DESTINATION] aho

I would like to see the [DESTINATION] Te-hahita ny [DESTINATION] aho

Te-hahita ty any [DESTINATION] aho

Where is the [DESTINATION]? Aiza no misy ny [DESTINATION]?

Aia ty misy [DESTINATION] zao?

How much is the entrance fee? Ohatrinona ny fidirana? Ohatrinona ty filira? When can I visit the [DESTINATION]? Rahoviana no azo jerena ny

[DESTINATION]? Ombia vo azo hentea/andehana [DESTINATION]?

I would like to go into the forest Te ho any an'ala aho Te ho any an'ala zaho zao I would like to visit a nature reserve Te ho any amin'ny reserves

naturellets aho Te ho any amin'ny reserves naturellets zaho zao

I would like to go to the beach Te ho any amoron-dranomasina aho

Te ho any amoron-dranomasina zaho zao

Is it far from here? Lavitra eto ve izany? Lavitra va [DESTINATION] zao? Can we walk there? Tonga tongotra ve any? Avy lia tomboky va? I would like to go for a walk. Te-hitsangatsangana aho Te-hitsangatsangana zaho zao How do I get to [DESTINATION]? Ahoana no hahatongavako any

[DESTINATION]? Manao akory ty hiaviako (a) [DESTINATION] any?

beach amoron-dranomasina Andriaky ao (riaky=sea) bridge tetezana tetezana building trano trano church fianagonana fianagonana city center ville ville coast amorontsiraka amorontsiraka garden zaridaina zaridaina guide gida gida hospital hopitaly hopitaly island nosy nosy lake lac lac market tsena Bazary

Page 12: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

mountain tendrombohitra Vohitry museum musee musee river renirano renirano school fianarana Lakilasy sea ranomasina Riaky tomb fasana Lolo university oniversite oniversite village ambanivohitra ambanivohitra waterfall riana riana zoo zoo zoo car fiara,fiarakodia,tomobilina tomobily deposit avansa avansa gas lasantsy lasantsy insurance assurance assurance motorcycle moto moto oil menaka menaky street arabe,lalana lalana to pay mandoa vola mandoa drala traffic circulation circulation trip dia lia per day isan'andro isan'andro per week isan-kerinandro isan-kerinandro per month isan-volana isam-bolana I am lost Very aho Trobo aho It is not far Tsy lavitra io Tsy lavitra io Go back Miverena Mimpoliana across eo am-pita eo am-pita, anilany eo

Page 13: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

behind eo am-badika am-baliky ao, andamosiny ao east atsinanana atinana left ankavia ankavia north avaratra avaratra right ankavanana ankavanana south atsimo atimo straight mahitsy be mahity avao west andreafana andreafana

Communications

I would like to make a phone call Saika hiantso telefaonina aho Te hikaiky zaho zao How much does a phone call to [PLACE] cost?

Ohatrinona ny miantso telefaonina any [PLACE]?

Ohatrinona ny miantso telefaonina any [PLACE]?

Where is a nearby post office? Aiza ny paositra akaiky eto? Aiza ny paositra mariniky eto? Where is the mail box? Aiza ny fandrotsahana taratasy? Aia ty fandefasa taratasy? How much does it cost to send this to [PLACE]?

Ohatrinona ny mandefa an'ity any [PLACE]?

Hoatrino ty mandefa an'itoy any [PLACE]?

I would like to send a letter/postcard. Saika handefa ny taratasy/karta aho

Saika handefa ny taratasy/karta aho

Where can I find an internet connection? Aiza no mety ahazoaka mampiasa Internet?

Aiza no mety ahazoako mampiasa Internet?

Where can I send out email? Aiza no azoko andefasana email?

Aiza no azoko andefasana email?

airmail par avion par avion envelope valopy valopy fax fax fax stamp tambra,hajia tambra,hajia telephone telefaonina telefaony to send mandefa mandefa

Page 14: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Shopping

Where can I find a [X]? Aiza no mety misy [X]? Aia mety misy [X]? Where is the market? Aiza no misy ny tsena? Aia misy bazary eto? Where is the nearest [X]? Aiza ny [X] akaiky indrindra? Aia ty [X] mariniky indrindra? Could you show me some [X]? Afaka mampiseho [X] ahy ve

ianao? Afaka mampiseho [X] ahy ve ianao?

Do you have a [X]? Misy [X] ve? Misy [X] ve? Do you have anything bigger/smaller? Misy lehibebe/kelikely noho ity

ve? Misy lehibebe/kelikely noho ity ve?

Do you have a different color? Misy loko hafa ve? Misy loko hafa ve? Do you have more? Mbola misy hafa ve? Mbola misy hafa ve? I would like to buy this Tiako vidiana ity Tiako vidiana ity How much is this/that? Ohatrinona ity/iry e? Ohatrinona ity/iry e? That is too expensive Lafo be izany Lafo be izany How about [X]? (where X is a lower price) Mety [X] ve? Mety [X] ve? What is your last price? Ohatrinona ny farany? Ohatrinona ny farany? That is my very last price Izay mihitsy ny farany? Izay mihitsy ny farany? That is still to expensive for me Mbola lafo amiko izany Mbola lafo amiko izany I will take it for [X] Hoentiko raha [X] Hoentiko raha [X] Thank you, good-bye Misaotra ary fa veolma Misaotra ary fa veolma bakery mpivarotra mofo mpivarotra mofo bookstore fivarotam-boky fivarotam-boky butcher fivarotam-kena fivarotam-kena clothing store fivarotam-akanjo Fivarotana akanjo florist mpivaro-boninkazo mpivaro-boninkazo pharmacy farmasia farmasia souvenir shop mpivarotra sovenira mpivarotra sovenira

Page 15: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

bag/basket harona haro belt fehikibo sintira books boky boky box boaty boaty flower voninkazo voninkazo hat satroka satroka leather hoditra hoditra metal vy vy pants pataloha pataloha pottery tefy tanimanga tefy tanimanga ring petratra petratra shirt lobaka somizy shoes kiraro kiraro souvenirs fahatsiarovana fahatsiarovana stone vato vato t-shirt t-shirt t-shirt watch famantaranandro lera

Money

Where is the nearest bank? Aiza ny banky akaiky indrindra

eto? Aiza ny banky mariniky indrindra eto?

Where can I change some money? Aiza no afaka manakalo vola? Aiza no afaka manakalo vola? When is the bank open? Amin'ny firy banky no

misokatra? Amin'ny firy banky misokatra?

When does the bank close? Amin'ny firy banky no mihidy? Amin'ny firy banky mihidy? I want to change some dollars Saika hanakalo dolara aho Saika hanakalo dolara aho Can you give me some small change? Afaka manome vola madinika ve

ianao? Afaka manome vola madinika va iha?

Page 16: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

What is the exchange rate today? Ohatrinona nu cours anio? Hoatrinona ty cours androany? Your passport please Ny pasiparonao azafady Ny pasiparonao azafady amount montant montant bank banky banky cash tolo-botsotra tolo-botsotra cashier caisse caisse coins vola madinika vola madinika, lamone exchange rate cours,sandam-bola cours,sandam-bola dollar dolara dolara form taratasy fenoina taratasy fenoina money vola madinika vola madinika, lamone payment vola vola signature sonia sonia to buy mividy mivily to change manakalo vola manakalo vola to pay mandao vola mandao vola to sign manao sonia manao sonia to trade manao varotra manao varotra

Health

I am sick Marary aho Marary aho My friend is sick Marary ny namako Marary ny namako I do not feel well Tsy metimety aho Tsy metimety aho I need a doctor Mila dokotera aho Mila dokotera aho It hurts here Eto no marary Eto marary I have vomitted Nandoa aho Nandoa aho I feel dizzy Fanina aho Fanina aho

Page 17: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

I cannot sleep Tsy mahita tosy aho Tsy mahita tory aho I cannot eat Tsy mahinan-kanina aho Tsy mahinan-kany aho I have a cold Voan'ny gripa aho Voan'ny gripa aho I have a temperature Mamay aho Mafana aho I have a broken leg Tapaka ny tongotro Tapaka ny tongotro I have diarrhea Mivalana aho Mivalana aho Which pharmacy is open tonight? Farmasia iza no misokatra anio

alina? Farmasia ia ro misokatra androany haly?

I need medication for [x] Mila fanafodt [x] aho Mila fanafody [x] aho How long do I take this medication? Hafiriana no hihinanako ity

fanafody ity? Nanomboky tamin`ombia nitelenako fanafody toy?

You have an infection Misy infection ianao Misy infection ianao Take this medication Mihini ity fanafody ity ianao Hano fanafody toy AIDS SIDA SIDA bacteria bakteria bakteria cramps krampy krampy diarrhea fivalanana fivalanana fever tazo tazo flu gripa gripa heart attack crise cardiaque crise cardiaque hepatitis heptita heptita infection infection infection infectious mifindra mifindra malaria malaria malaria parasite parazita parazita stomach ache aretim-bavony aretim-bavony ankle kitrokely kitrokely arm sandry sandry

Page 18: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

back lamosina lamosina blood ra ra body vatana vatana bone taolana taola brain ant-doha ant-doha breast nono nono chest tratra tratra ear sofina sofina elbow kiho kiho eye maso maso face tarehy tarehy finger rantsana Rantsan-tana foot tongotra tongotra hair volo volo hand tanana tanana head loha loha heart fo fo heel faladia faladia intestine tsinay tsinay jaw hihy hihy knee lohalika Ongotry leg tongotra tongotra lip molotra Sony liver aty aty lung avokavoka avokavoka mouth vava vava nail hoho hoho

Page 19: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

neck atoka Hatoky nose orona oro ribs taolan-tehezana taolan-tehezana shoulders soroka soroka skin hoditra hoditra stomach vavony vavony throat tenda tenda thumb ankihibe ankihibe toe rantsan-tongotra rantsan-tongotra tongue lela lela tooth nify nify vein lalan-dra lalan-dra wrist valahana valaha anesthetic anestezia anestezia antibiotics antibiotika antibiotika antidote ody poizina ody poizina aspirin aspirinina aspirinina band-aid sparadrap sparadrap cotton wool vovo vovo injection tsindrona tsindrona medication fanafody fanafody pills pila pila syringe tsindrona tsindrona thermometer termometatra termometatra tranquilizer calmant calmant vitamin vitaminina vitaminina

Page 20: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Bureaucracy

Can you fill out this form please? Fenoy kefy ity azafady? Fenoy kefy ity azafady? What is your name? Iza no anaranao? Ia ty anaranao? My name is [NAME] [NAME] no anarako [NAME] anarako When were you born? Oviana ianao no teraka? Tamin`ombia iha nateraka? I was born in [PLACE] Teraka tamin'ny [PLACE] aho Teraka tany Califonia zaho Where do you come from? Avy aiza ianao? Bakaia iha? I come from [PLACE] Avy any [PLACE] aho. Bakany [PLACE] zaho. How long are you staying in Madagascar? Hafiriana no hijanonanao eto

Madagasikara? Mety ho firy andro/ volana eto Madagasikara iha?

I am staying in Madagascar for [#] days/weeks/months

Mijanona [#] andro/herinandro/volana eto Madagasikara aho.

Mijanona [#] andro/herinandro/volana eto Madagasikara aho.

Are you here for business or vacation? Hiasa eto ianao sa haka rivotra? Hiasa eto ianao sa haka rivotra? Is there anything we should pay particular attention to?

Misy zavatra tokony hotandremanay manokana ve?

Misy zavatra tokony hotandremanay manokana ve?

Please sign here Soniavo eto azafady Soniavo eto azafady Where's [X]'s office? Aiza ny biraoni'I [X] Aiza ny biraoni'I [X] application form taratasy fangatahana taratasy fangatahana surname anarana anara first name fanampin anarana fanampin anarana date of birth daty nahaterahana daty nahaterahana place of birth toerana nahaterahana toerana nahaterahana male/female lahy/vavy lahy/vavy married/single manambady/tsy manambady manambady/tsy manambady profession asa asa address adiresy adiresy nationality fihaviana fihaviana

Page 21: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

reason for travel anton-dia anton-dia business raharaha raharaha tourism fizahan-tany fizahan-tany date of arrival daty nahatongavana daty nahatongavana date of departure daty hiverenana daty hiverenana passport pasipaoro pasipaoro passport number nimeraon'ny pasipaoro nimeraon'ny pasipaoro passport photograph sary tapaka sary tapaka a copy of kopian'ny kopian'ny valid manan-kery manan-kery visa visa visa agriculture fambolena fambolena defense fiarovana fiarovana education fampianarana fampianarana health fahasalamana fahasalamana justice fitsarana fitsarana transport fitaterana fitaterana water and forests rano sy ala rano sy ala

Weather

How is the weather? Mahahoana ny andro? Mamanahoana ny andro? What will the weather be like tomorrow? Hanao ahoana ny andro

rahampitso? Hanao ahoana ny andro hamaray?

The weather is bad Ratsy ny andro Ratsy ny andro The weather is beautiful Tsara ny andro Soa ny andro There is lightning Mitselatra Mitselatra It is very cold Mangatsiaka be ny andro Mangatsiaka be ny andro

Page 22: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

It is very hot Mafana be ny andro Mafana be ny andro It is [#] degrees [#] degre [#] degre It is cloudy Mandrahona ny andro Mandrahona ny andro It is foggy Manjavona ny andro Manjavona ny andro It is raining Avy ny orana Avy ny orana It is going to rain Ho any ny orana Ho any ny orana cloudy mandrahona mandrahona cold mangatsiaka mangatsiaka flood tondra-drano tondra-drano hail avandra avandra lightning tselatra tselatra rain orana orana thundershower oram-baratra oram-baratra warm mamay mamay

Nature

What is this? Inona ity? Inona ity? I would like to see [X] Te-hahita [X] aho Te-hahita [X] aho It is a [X] [x] io [x] io Is it poisonous? Misy poizina ve io? Misy poizina ve io? Is it dangerous to touch? Mampidi-doza ve ny mikasika

an'io? Mampidi-doza ve ny mikasika an'io?

Do you see that? Hitanao ve io? Hitanao ve io? Do you hear that? Henanao ve izany? Henanao ve izany? I would like to climb/hike it Te-hananika an'io aho Te-hananika an'io aho I would like to swim/walk Te-hilomano/handehandeha aho Te-hilomano/handehandeha aho air rivotra rivotra

Page 23: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

animal biby biby brook renirano kely renirano kely cloud rahona rahona cyclone rivo-doza rivo-doza desert efitra efitra dust vovoka vovoka earthquake horohoron-tany horohoron-tany fire afo afo flower voninkazo voninkazo forest ala ala full moon diavolana diavolana hail avandra avandra hill havoana havoana field tanim-boly tanim-boly meadow fahitra fahitra moon volana volana mud fotaka fotaka ocean oseanina oseanina palm tree palmie palmie palnts zava-maniry zava-maniry river renirano renirano sand fasika fasika sky lanitra lanitra smoke setroka setroka star kintana kintana storm tafio-drivotra tafio-drivotra sun masoandro masoandro

Page 24: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

sunrise fiposahan'ny masoandro fiposahan'ny masoandro sunset fodian'ny masoandro fodian'ny masoandro sunshine tana-masoandro tana-masoandro thunder kotro-baratra kotro-baratra tree hazo hazo valley lohasaha lohasaha view izay tazana izay tazana waterfall riana riana wind rivotra rivotra

Animals

ant vitsika vitsika bee tantely tantely bird vorona vorona butterfly lolo lolo cat saka saka caterpillar fanday fanday chicken akoho akoho cockroach kadradraka kadradraka cow omby omby crocodile voay voay dog alika alika donkey ampondra ampondra eagle voromahery voromahery eel amalona amalona fish trondro trondro flea parasy parasy

Page 25: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

fly lalitra lalitra frog sahona sahona gecko tanafisaka tanafisaka horse soavaly soavaly insect bibikely bibikely lemur gidro gidro mosquito moka moka mouse/rat voalavo voalavo snail sifotra sifotra snake bibilava bibilava spider ala ala turtle sokatra sokatra wasp fanenitra fanenitra worm kankana kankana

Plants

aloe vahona vahona bamboo bambo bambo baobab baobaba baobaba bougainvillea laingomena laingomena branch rantsan-kazo rantsan-kazo coconut koko koko cotton landihazo landihazo ginger sakamalaho sakamalaho grass bozaka bozaka maize katsaka katsaka mushroom olatra olatra

Page 26: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

orchid orkide orkide pepper dipoavatra dipoavatra stem taho taho thorn tsilo tsilo

Politics

aid fanampiana fanampiana to arrest misambotra misambotra charity fiantrana fiantrana civil rights zo zo constitution lalam-panorenana lalam-panorenana corruption fandraisana tsolotra fandraisana tsolotra court fitsarana fitsarana crime heloka heloka criminal meloka meloka debt trosa trosa election fifidianana fifidianana embassy ambasady ambasady free afaka afaka freedom fahafahana fahafahana government governemanta governemanta independence fahaleovan-tena fahaleovan-tena judge mpitsara mpitsara killer mpamono olona mpamono olona law lalana lalana lawyer mpanao lalana mpanao lalana leader mpitarika mpitarika

Page 27: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

majority ny maro an'isa ny maro an'isa meeting fivoriana fivoriana newspaper gazety gazety opposition mpanohitra mpanohitra peace fandriam-pahalemana fandriam-pahalemana political party antoko politika antoko politika politics politika politika president prezida prezida prison figadrana figadrana protest fanoherana fanoherana revolution revolisiona revolisiona robbery fandrobana fandrobana theft halatra halatra vote mandatsa-bato mandatsa-bato

Emergency

There has been an accident Misy aksida atsy Misy aksida atsy Does anyone speak English Misy miteny anglisy ve? Misy miteny anglisy ve? Can you help me? Afaka manampy ahy ve ianao? Afaka manampy ahy ve ianao? Can you deal with the injured passengers? Afaka mikarakara ireo maratra

ve ianao? Afaka mikarakara ireo maratra ve ianao?

Can you call the police? Afaka miantso polisy ve ianao? Afaka miantso polisy ve ianao? Can you call a doctor? Afaka miantso dokotera ve

ianao? Afaka miantso dokotera ve ianao?

Take me to the nearest hospital Ento amin'ny hopitaly akaiky indrindra aho

Ento amin'ny hopitaly akaiky indrindra aho

Take me to a doctor Ento dokotera aho Ento dokotera aho I am hurt Maratra aho Maratra aho

Page 28: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

I am ill Marary aho Marary aho Can you show me your ID? Asehoy ahy kely ny kara-

panondronao? Asehoy ahy kely ny kara-panondronao?

Where is the nearest gas station? Aiza ny mpivarotra lasantsy akaiky eto?

Aiza ny mpivarotra lasantsy akaiky eto?

Our car is stuck Mihitsoka ny fiaranay Mihitsoka ny fiaranay gasoline lasantsy lasantsy tire pone pone seat seza seza Help! Vonjeo! Vonjeo! Call the police! Miantsoa polisy Miantsoa polisy Where is the police station? Aiza by biraon'ny polisy aho? Aiza by biraon'ny polisy aho? I am lost Very aho Very aho I want to contact my embassy Mila miresaka amin'ny ny

ambasadiko aho Mila miresaka amin'ny ny ambasadiko aho

I need an interpreter Mila mpandika teny aho Mila mpandika teny aho My [X] has been stolen Nisy nangalatra ny [X] ko Nisy nangalatra ny [X] ko I lost my [X] Very ny [X] ko Very ny [X] ko I have been robbed Nisy nanendaka aho Nisy nanendaka aho I did not do that Tsy nanao izany aho Tsy nanao izany aho I need a lawyer Mila avocat aho Mila avocat aho bag paoketra paoketra camera fakan-tsary fakan-tsary documents taratasy taratasy eyeglasses solomaso solomaso ID kara-panondro kara-panondro key lakile lakile lost very very money vola vola

Page 29: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

pickpocket mpangaro-paosy mpangaro-paosy stolen nisy nangalatra nisy nangalatra theif mpangalatra mpangalatra wallet porte-feuille porte-feuille watch famantaranandro famantaranandro

Time

I am late Tara aho Tara aho I am in a hurry Maika aho Maika aho What time is it? Amin'ny firy izao? Amin'ny firy izao? At what time? Amin'ny firy? Amin'ny firy? It is two o'clock Amin ny roa Amin ny roa It is 2:05 Amin ny roa sy dimy Amin ny roa sy dimy It is 2:30 Amin'ny roa sy sasany Amin'ny roa sy sasany It is 2:45 Amin'ny telo latsaka fahefany Amin'ny telo latsaka fahefany It Is 2:55 Amin'ny telo latsaka dimy Amin'ny telo latsaka dimy When (in the future) Rahoviana? Rahoviana? When (in the past)? Oviana? Oviana? afternoon hariva hariva appointment fotoana vonjena fotoana vonjena day andro andro evening folakandro folakandro hour ora ora in a few days afaka andro vitsivitsy afaka andro vitsivitsy in the morning amin'ny maraina amin'ny maraina in the evening amin'ny hariva amin'ny hariva in the night amin ny alina amin ny alina

Page 30: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

at nooon amin'ny atoandro amin'ny atoandro last week tamin'ny herinandro tamin'ny herinandro last month tamin'ny iray volana lasa tamin'ny iray volana lasa last year tamin'ny herintaona tamin'ny herintaona midnight sasak'alina sasak'alina minute minitra minitra month volana volana morning maraina maraina next week amin'ny herinandro amin'ny herinandro next month amin'ny volana ambony amin'ny volana ambony next year amin'ny herintaona amin'ny herintaona night alina alina noon atoandro atoandro now izao izao second segondra segondra the day after tomorrow rahafakampitso rahafakampitso this morning anio maraina anio maraina this week amin'ity herinandro ity amin'ity herinandro ity today anio anio tomorrow rahampitso rahampitso yesterday omaly omaly Monday alatsinainy alatsinainy Tuesday talata talata Wednesday alarobia alarobia Thursday alakamisy alakamisy Friday zoma zoma Saturday asabotsy asabotsy Sunday alahady alahady

Page 31: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

Measures

How deep is it? Firy metatra ny halaliny? Firy metatra ny halaliny? How wide is it? Firy metatra ny sakany? Firy metatra ny sakany? How heavy is it? Firy kilao? Firy kilao? gram grama grama kilogram kilagrama kilagrama heavy mavesatra mavesatra light maivana maivana liter litatra litatra centimeter santimetatra santimetatra meter metatra metatra kilometer kilometatra kilometatra

Colors

What color is this? Inono ity loko ity? Inono ity loko ity? I do not like this color Tsy tiko ity koko ity Tsy tiko ity koko ity I like … … no tiako … no tiako I prefer the … one … no tiako kokoa … no tiako kokoa Does it come in a different color? Misy loko hafa ve ity? Misy loko hafa ve ity? black mainty mainty blue manga manga brown volon-tany volon-tany color loko loko colorful marevaka marevaka golden mivolom-bolamena mivolom-bolamena

Page 32: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

gray volon-tany volon-tany green maintso maintso orange volom-boasary volom-boasary pink mavokely mavokely purple volom-parasy volom-parasy red mena mena white fotsy fotsy yellow mavo mavo

Numbers

0 aotra aotra 1 iray, iraika iray, iraika 2 roa roa 3 telo telo 4 efatra efatra 5 dimy dimy 6 enina enina 7 fito fito 8 valo valo 9 sivy sivy 10 folo folo 11 iraika ambin'ny folo iraika ambin'ny folo 12 roa ambin'ny folo roa ambin'ny folo 20 roapolo roapolo 25 dimy amby roapolo dimy amby roapolo 30 telopolo telopolo 40 efapolo efapolo

Page 33: English -Malagasy words and phrases MALAGASY VEZO …...English -Malagasy words and phrases This document can be freely printed and distributed in its entirety for non -commercial

50 dimampolo dimampolo 60 enimpolo enimpolo 70 fitopolo fitopolo 80 valopolo valopolo 90 sivifolo sivifolo 100 zato zato 101 iraika amby zato iraika amby zato 105 dimy amby zato dimy amby zato 200 roanjato roanjato 300 telonjato telonjato 400 efajato efajato 500 dimanjato dimanjato 600 eninjato eninjato 700 fitonjato fitonjato 800 valonjato valonjato 900 sivinjato sivinjato 1000 arivo arivo 10000 iray alina iray alina 100000 iray hetsy iray hetsy 1000000 iray tapitrisa iray tapitrisa This document can be freely printed and distributed in its entirety for non-commercial use. Courtesy of WildMadagascar.org (INTERNET: http://www.wildmadagascar.org)