vivre a` contre courant - ny baiboly...miserana ihany na maharitra. tsy mba hita ao amin’ny...

24
Imprimé en France Bibles et Publications Chrétiennes 30, rue Châteauvert BP 335 F-26003 Valence cedex Manoha riana Ahoana no hitandro - vana ny tena hadio tsy hanan - tsiny eo anivon’ny tontolo ankehitriny ?

Upload: others

Post on 11-Dec-2020

4 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Imprimé en France

Bibles et Publications Chrétiennes30, rue Châteauvert BP 335 F-26003 Valence cedex

Manoha rianaAhoana no hitandro - vanany tena hadio tsy hanan -tsiny eo anivon’ny tontoloankehitriny ?

Page 2: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Fizahan-takila >

ISBN : 978-2-87907-392-7

Vivre à contre courant

Couverture, photo : Scorpius

Page 3: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Ahoana no hitandrovana ny tenahadio tsy hanan-tsinyeo anivon’ny tontolo ankehitriny? 5

Ny tanora kristiana sy ny Baiboly 6Ny fisainan’izao tontolo izao 6Izay ambaran’ny Baiboly 6Fenitra telo ho anao 7

Ny tanora kristiana sy ny ota 9Ny fisainan’izao tontolo izao 9Izay ambaran’ny Baiboly 9Fenitra telo ho anao 11

Ny tanora kristiana manoloanany maha lahy sy ny maha vavy 12

Ny fisainan’izao tontolo izao 12Izay ambaran’ny Baiboly 13Fenitra telo ho anao 14

Ny tanora kristiana sy ny fahamaotinana 15Ny fisainan’izao tontolo izao 15Izay ambaran’ny Baiboly 16Fenitra telo ho anao 16

3

Page 4: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Ny tanora kristiana sy ny fanambadiana 18Ny fisainan’izao tontolo izao 18Izay ambaran’ny Baiboly 18Fenitra telo ho anao 19

Ary raha babon’ny ataon’ny rehetra ianao, na voasarika hanaraka ny rian-drano 20

Ny fihetsik’izao tontolo izaomanoloana ny ota 20

Izay soritan’ny Baiboly : ny lalan’ny fibebahana 21

Fenitra telo 22

Page 5: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

5

11.. 1 Jaona 2. Ú∂, Úƒ •• 22.. Salamo 119. ∞ •• 33.. Efesiana 4. Ú¬, Úµ •• 44.. 1 Pe-tera 5. µ-∞ •• 55.. 2 Timoty 2. Ú

Ahoana no hitandrovana ny tenahadio tsy hanan-tsinyeo anivon’ny tontolo ankehitriny?

«Nanoratra taminareo zatovo aho, satria maheryianareo, ary mitoetra ao aminareo ny Tenin’Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy ianareo.Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eoamin’izao tontolo izao. Raha misy olona tia izaotontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray»1

« Inona no hiarovan’ny zatovo ny lalan-kalehanytsy ho voaloto ? Ny fitandremana araka nyteninao»2

«Koa izao no lazaiko sady ambarako ao amin’nyTompo : ny tsy mba handehananareo intsonytahaka ny fandehan’ny Jentilisa amin’ny faha -foanan’ny sainy, fa efa tonga maizin-tsaina syolon-ko azy amin’ny fiainan’Andriamanitraireny…»3

«… fa ny devoly fahavalonareo mandehandehatahaka ny liona mierona mitady izay harapany.Tohero izy, ka miorena tsara amin’ny finoanaianareo»4

«Koa ianao, anaka, dia aoka hahery amin’nyfahasoavana izay ao amin’i Kristy Jesoa»5

Page 6: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

6

66.. 2 Timoty 3. ÚÌ

Ny tanora kristiana sy ny Baiboly

Ny fisainan’izao tontolo izao

Miaina eo anivon’ny fiarahamonina anjakan’nytsy fahafantarana ny tontolon’ny Baiboly isika.Ampitoviana laharana amin’ny asasoratr’ireompanorina antokom-pivavahana isan-karazanyny Baiboly, matetika. Ambara ihany izy amin’nyfotoana sasany ; aseho amin’ny alalan’nyhoronan-tsary ireo tantara voarakitra ao aminy.Saingy, very hasina tanteraka ny Baiboly amin’nyankamaroan’ireo olona miaina amin’ny vanim-potoana ankehitriny. Nesorina taminy ilaylanjany amin’ny maha Tenin’Andriamanitra azy.Raisina ho toy ny boky mirakitra tantara tranainyihany izy, na ho toy ny boky mirakitra angano.

Raha tontolo manilika ny Baiboly toy izany àryny tontolo misy antsika, moa mbola azo antsoinaho kristiana ihany ve izy ?

Izay ambaran’ny Baiboly

Eny, miresaka mikasika ny tenany mihitsy koa nyBaiboly. Anteriny fa avy amin’ny tsindrimandrin’Andriamanitra avokoa ny Soratra Masina iraymanontolo, ary mahasoa6. Ny Fanahy Masina no

Page 7: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

7

77.. 1 Korintiana 2. Ú∂ •• 88.. Asa 8. Òƒ •• 99.. Salamo 119. ∞, Ú†ƒ •• 1100.. 1 Ko-rintiana 1. ‡ƒ

mahatonga azy ho Boky velona ka hahasoa nympino7. Izy ihany koa no ampiasaina, amin’nyalalan’ny Fanahy ihany, hikasihana ny fon’ireo tsympino8, hiroso amin’ny finoana. Hahatsapa nyolona mamaky amim-pahatsoram-po ny Baibolyfa mametra-panontaniana aminy Andriamanitra.Mitarika azy hiaiky ny maha olo-meloka azy eoanatrehan’Andriamanitra ny Baiboly. Mitaonaazy hiaiky ny famonjena azo amin’ny alalan’nyfinoana an’i Kristy izy. Hiroso amin’ny finoana ioolona io, rehefa resy lahatra, ary hibebaka. Tongaateraky ny Fanahy izy, rehefa mandia izany :tonga kristiana. Ny Baiboly no tonga tari-dalànymanomboka hatreo. Tari-dalàna azo antoka io, naamin’ny zavatra kely na amin’ny zavatragoavana9. Azo antoka lavitra noho ny fahendrenaamam-pahalalan’ny olombelona ny tari-dalan’nyBaiboly10.

Fenitra telo ho anao

11.. Mamakia ampahany avy ao amin’ny SoratraMasina isan’andro. Araho vavaka izany. Raiso hotena avy amin’Andriamanitra ho anao tokoa nyteny novakinao, ary irio fatratra ny hampihatraizany eo amin’ny fiainanao.

Page 8: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

8

1111.. Titosy 2. ÚÚ, Ú‡

22.. Ireo filazantsara anombohana azy. Ireofilazantsara ireo no mampahafantatra anao nyfiainan’i Jesoa Tompo sy ireo teny nambarany,izay ilainao tokoa mba hanananao firaisana fenoaminy.

Vakio koa ireo episitily mba hahatsapanao nyfahasoavan’Andriamanitra. Ireo episitily ireo nomampianatra antsika an’izay tokony hofitondrantsika ny fiainantsika, eo anivon’nytontolo misy ankehitriny. Izy ireo no mitaonaantsika hahay hiaina amin’ny onony sy nymarina, ary hiaina amin’ny toe-panahy arakaan’Andriamanitra11.

33.. Ny soa toavina apetraky ny Baiboly no raiso hofilamatra amin’ny firiariavanao eo anivon’itytontolo efa baranahiny tanteraka ity. Nyfahatsapanao ny maha zanak’Andriamanitraanao, omban’ny fanampian’Andriamanitra, noaoka horaisinao ho fanoitra hahatontosanaoizany.

Page 9: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

9

1122.. Genesisy 3. Ú-Ú∞

Ny tanora kristiana sy ny ota

Ny fisainan’izao tontolo izao

Tsy mandraharaha firy intsony ny atao hoefanotana amin’Andriamanitra ny tontolotandrefana. Zary maty mihitsy ao amin’nyfeon’ny fieritreretan’ny ankamaroan’ny olonaizany zavatra izany. Tsy hay avahana intsony nyfetra mamaritra ny atao hoe tsara sy ny atao hoeratsy eo imason’Andriamanitra. Mizotra hoamin’ny fahalevonana ny fandalàna an’ireofitsipi-pitondrantena. Mahazo laka ny foto-pisainana fa tsy manota akory ianao raha tsymanao ratsy ny manodidina anao. Tsy izanymihitsy anefa no ambaran’ny Baiboly ! Io Baibolyio, ary izy irery ihany, no hany fenitra mifanarakaamin’izay ankasitrahan’Andriamanitra.

Izay ambaran’ny Baiboly

Milaza ny Baiboly fa mpanota hatrany amin’nyfiandohan’ny tantaran’ny zanak’olombelona nyolombelona rehetra12. Inona moa ny ota, araka nyanambaràn’ny Baiboly azy ?

Page 10: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

10

1133.. 1 Korintiana 6. Ú∞

11.. Voalohany indrindra, ffaannoottaannaa aammiinn’’AAnnddrriiaammaanniittrraa avokoa ny ota rehetra. Tsy inonaakory ny hoe manota fa ny fiainana tsy amim-pisaintsainana fa Andriamanitra no Mpaharyantsika ; ny fiainana tsy omban’ny fanolorana hoAzy ny voninahitra tokony ho Azy. Izany hoe nyota dia ny fanaovana an’izay rehetra mifanohitraamin’ny Tenin’Andriamanitra.

22.. Ota ny ffaannoottaannttssiikkaa aammiinn’’nnyy nnaammaannttssiikkaa.Natao hitondra ny endrik’Andriamanitra tahakaantsika ihany koa ireny namantsika ireny. Tsy hoeny fampitondrana fahoriana azy ireny ihanyakory no ambara amin’ny hoe ffaannoottaannaa aammiinn’’nnyynnaammaannaa. Manota amin’izy ireny isika rehefamanao izay hahasorena azy, na tsy manampy azy,na mivantana izany na an-kolaka, ary namiserana ihany na maharitra. Tsy mba hita aoamin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky nyolombelona izany zavatra izany.

33.. Farany, mety hhaannoottaa aammiinn’’nnyy tteennaannttssiikkaa koaisika. Tsarovy fa tonga tempolin’ny FanahyMasina io tenantsika mpino io, rehefa avynovidina lafo13.

Page 11: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Fenitra telo ho anao

11.. Avelao ho eo ambany andry mason’Andriamanitra, izay tonga Rainao ankehitriny, nyfisainanao rehetra, ny teninao rehetra, ary nyasanao rehetra.

22.. Ekeo fa araka ny fahendren’Andriamanitraavokoa ireo tari-dalana rehetra, voarakitra aoamin’ny Soratra Masina, natolony ho anao.Nomeny izany mba hahasoa anao, sy ireo olonamanodidina anao. Natolony izany mbahampirindra ny fiainanao ara-batana, ara-tsaina,ary ara-panahy. Meteza hanoa izany amim-pifaliana, na tsy ho takatrao avokoa aza ny zava-drehetra.

33.. Manahafa ny Tompo Jesoa, ka miravoravoaamin’ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra.Irio ny hahazo sitraka avy aminy. Katsaho hatranyny hanome voninahitra ny Anarany. Tadiavo izayhampamirapiratra ny fahazavany manodidinaanao, amin’ny alalan’ny fanaovanao ny tsaramandrakariva.

11

Page 12: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

12

1144.. Genesisy 6. Ú‡ •• 1155.. Genesisy 19

Ny tanora kristiana manoloana ny mahalahy sy ny maha vavy

Ny fisainan’izao tontolo izao

Tsy misy zava-baovao akory ety ambanin’nymasoandro. Miverina indray amin’ny toetry nytontolo nisy tamin’ny andron’i Noa ny tontoloankehitriny : « Fa ny nofo rehetra samy efananimba ny lalany avy »14. Manahaka an’iSodoma sy i Gomora izy, izay nohamaizinin’nyfilàny – fifampilan’ny samy lehilahy15. Azahadinoina fa notelomin’ny safodrano iretsyvoalohany, ary nolevonin’ny afo ireto faharoa.

Fanomezana tena tsara natolotr’Andriamanitra ho an’ny olombelona ny mahalahy sy ny maha vavy. Natsimbadiky nyolombelona ho zava-dratsy anefa izanyankehitriny. Zary lasa ampiasaina hahazoam-bola ny maha lahy sy ny maha vavy, arantiranty(amin’ny alalan’ny horonan-tsary, boky tantara,horonan-tsary mamoafady), ampiasaina amin’nytsy tokony ho izy (fanitsakitsaham-bady,fivarotan-tena). Raha fehezina amin’ny tenytokana dia very hasina tanteraka ny maha lahy syny maha vavy.

Page 13: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

13

1166.. Genesisy 2. ‡Ò •• 1177.. Genesisy 2. ‡∂ •• 1188.. Eksodosy 20. Ú∂ ; Levi-tikosy 18 •• 1199.. Asa 15. ‡∞, ohatra •• 2200.. Matio 5. ‡¬-Ò‡ ; 19. ∞

Izay ambaran’ny Baiboly

Ambaran’ny Baiboly fa efa nomena nyolombelona mialoha ny nidiran’ny ota tetoamin’izao tontolo izao, ny maha lahy sy ny mahavavy. Tsaroantsika ve izay nambaran’i Adamarehefa natolotra teo anatrehany i Eva ?16 Tsaraavokoa ny nanaovan’Andriamanitra ny zavatrarehetra !

Nomen’Andriamanitra ho fahasambarana syho fitahiana ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy nyrohim-panambadiana17. Raran’Andriamanitra,ary tsy ankasitrahany hatrany, izay endrikarehetra isehoan’ny fampiasana amin’ny tsytokony ho izy ny maha lahy sy ny maha vavy :firaisana ara-nofo mialoha ny fanambadiana,fanitsakitsaham-bady, fifanambadian’ny mpiha -vana, fivarotan-tena…18 Hita miverina ao amin’nyTestamenta Vaovao19 avokoa ireo zava-boararaireo, omban’ny fandrarana fatratra ny fisaraham-bady20.

Ireto ihany no tranga azo ekena sy ara-dalànaho an’ny kristiana :

– na mijanona ho tsy manambady ka hitoetraho virijiny

Page 14: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

– na miroso ho amin’ny fanambadiana ka honofo iray, ho saina iray, ary ho fanahy irayamin’ny vady, izay tokana ihany.

Fenitra telo ho anao

11.. Aza milalao afo, amin’ny alalan’nyfiarakarahana tsy misy tanjona, ndrao hihamafyny fonao ary hihozongozona ny fijoroanao homahatoky.

22.. Mijanòna ho virijiny mandra-pigadon’nyfotoanan’ny fanambadiana : tehirizo ho an’ilayvehivavy (na ilay lehilahy) nekenao hiara-dalanaaminao eo amin’ny fiainana ny fahadiovanao.Tehirizo izany mba hatolotrao azy ho toy nyzaridaina miafina tsy mbola nisy nahita.

33.. Sahia manaiky hiavaka amin’ny hafa : na inonana inona ataon’ny hafa, ary na toy inona na toyinona fiheverany anao. Izay hahitana sitraka eoimason’Andriamanitra no ilofosy. Mitoera aoamin’ilay fanjakam-pitiavan’Andriamanitra, ilayfanjakan’ny fahamarinany, ary ilay fanjakam-piadanany. Ao amin’izany no hahitanao ny tenafahafahana sy ny tena fahasambarana !

14

Page 15: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

15

Ny tanora kristiana sy ny fahamaotinana

Ny fisainan’izao tontolo izao

Miha voafafa tsikelikely ireo singa madinidinikamikasika ny atao hoe fahamaotinana, amin’nyalalan’ireo horonan-tsary, gazety boky, lamaody,ary ny dokam-barotra. Samy mikatsaka nyhiavaka amin’ny maro ny tsirairay, samy manaoizay hisarihana ny hafa hifantoka aminy avy izy.Amin’ny alalan’ny fitafiana anaovany, na amin’nyalalan’ny fihetsika tsy mendrika sy mahame -natra, no anatanterahany izany. Mirona hoamin’ny famohazana ny filàna ny fifanera -seran’ny lahy sy ny vavy, raha tokony hijanona hofifandraisana feno fifanajana izany. Inona moano tokony hahagaga raha miroborobo fatratraireo heloka voafaoka ao amin’ny antsoina hoefahavetavetana ? Vao tsy ela akory izay nonanaovan’ity mpitandro filaminana iray ny antsoavo hoe : « Mba manaova fitafiana maotinaianareo, ry tovovavy, aza mitady olana ho an’nytenanareo ! ».

Page 16: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

16

2211.. 1 Timoty 2. ∞ •• 2222.. Galatiana 5. Ú∞ ; Romana 13. Ú‡, ÚÒ

Izay ambaran’ny Baiboly

Mandidy an’ireo kristiana ny Baiboly, na lahy izyna vavy, hanao fitafiana mendrika21. Tsy midikaakory izany hoe ny fitafiana izay tsy manarakaintsony ny toetrandro no anaovy. Melohin’nyBaiboly kosa izay rehetra mitarika ho amin’ny tsyfahamaotinana, na fitafiana izany, na fihetsikaamam-pitondrantena. Sokajiany ho anisan’nyasan’ny nofo ny fihetsika tsy maotina, na ny« fijejojejoana »22.

Fenitra telo ho anao

11.. Karohy ny fampianarana natolotry ny Tompo,voarakitra ao amin’ireo episitily. Metezahotarihin’io Tomponao io, ary aoka ny fitiavanaoAzy no hitarika anao hanaiky izany, fa tsyhotarihin’ireo fitsipika apetrak’olombelona, izaymiovaova manaraka ny toetr’andro.

22.. Mitandrema mba tsy hamohafoha ny filàn’nyhafa, ka hahatonga azy hanota amin’izay ataony,na hanota ao an-tsainy.

33.. Izay fitafiana mendrika sy amin’ny onony nokendreo. Katsaho ihany koa, mialoha ny zavatra

Page 17: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

17

2233.. 1 Samoela 16. ¬ ; 1 Petera 3. Ò, ∂

rehetra, ny halemem-panahy23, mba hahitanaositraka amin’ireo mpiara-monina aminao.

(miseho eo ivelany mantsy io ‘toetra miafina’ io, araka ny ohatra

hita tamin’i Mosesy).

Page 18: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

18

2244.. Genesisy 2 sy ny 1 Korintiana 7. ‡-ƒ

Ny tanora kristiana sy ny fanambadiana

Ny fisainan’izao tontolo izao

Tsy hita soritra eo amin’ny rohim-panambadianamamatotra ny mpivady intsony ankehitriny, ilayfahamasinana nasalotra izany fanambadianaizany hatrany am-piandohana. Tsy mahagagaizany satria natao an-jorom-bala ny fisian’Andriamanitra, nohadinoina Izy, ary tsynoraharahaina. Zary tafiditra ho anisan’ny fomba,izay tsy hita izay maharatsy azy, ny fiaraha-mipetraky ny olon-droa tsy vita raharaha. Raisinaho toy ny zavatra ara-dalàna ny fanovaovana nyolona miaraka amin’ny tena. Tsy omena lanjaintsony ny fifampitokisana. Omena vahana nyfanitsakitsaham-bady sy ny fananana vady roa.

Izay ambaran’ny Baiboly

Ambaran’ny Baiboly, hatrany amin’ny pejyvoalohany indrindra, fa Andriamanitra nonanorina ny fanambadiana. Toy izao ny laminanapetrany : lehilahy iray sy vehivavy iraymiombom-piainana ao anatin’ny fitiavana sy nyfifanajana24.

Page 19: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

19

2255.. Genesisy 4. Ú∞ •• 2266.. Marka 10. ¬, µ •• 2277.. 2 Korintiana 6. Ú∂

Tsy ela akory anefa, indro hita sahady aoamin’ny pejy manaraka, ao amin’ny Baibolyihany, i Lameka mandika izany laminanapetrak’Andriamanitra izany. Naka vehivavyanankiroa ho vadiny izy25. Ary dia nanaraka nynataony ny rehetra tato afara.

Notsiahivin’i Jesoa indray io lamina napetrak’Andriamanitra hatrany am-piandohana io, rehefatonga tety an-tany Izy. Hoy indrindra ny filazanyazy : « Noho izany ny lehilahy dia handao ny rainysy ny reniny, ka hikambana amin’ny vadiny ; aryho nofo iray izy roroa »26.

Fenitra telo ho anao

11.. Mivonòna hanana fiarahana matotra fa azamitady ny hiarakaraka fotsiny.

22.. Aza mandray fanapahan-kevitra maimaika. Aryambonin’ny zavatra rehetra, aza miditra mihitsyamin’ny olona tsy mpino27. Hanampy anaoamin’izany ny finamananao amin’ireo mpinohafa. Manàna fifandraisam-pirahalahiana fenoamin’izy ireny.

Page 20: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

33.. Ny olona iray izay efa nomanin’Andriamanitraho anao no « safidy tsara » ho anao. Angataho Izymba hitari-dalana anao, ka hahatonga anaohifanehatra amin’io olona efa nomaniny ho anaoio. Fihaonana saro-pantarina ihany izy io, kanefamitondra hasambarana mandrakariva !

Ary raha babon’ny ataon’ny rehetraianao, na voasarika hanaraka ny rian-drano

Ny fihetsik’izao tontolo izao manoloana ny ota

«Tahaka izany koa no fanaon’ny vehivavympijangajanga : homana izy dia mamafa nyvavany, ka dia manao hoe : tsy nanao ratsyaho»28.Fotoanany angamba izao hialana amin’ireo

faneriterena isan-karazany ataon’ny antokom-pivavahana. Izao no fotoana hialana tanterakaamin’ireo fombafomba napetraky nyfiarahamonina feno fihatsarambelatsihy, izay efanilaozan’ny toetrandro ankehitriny. Mitarika hoamin’ny fihalangalanana manoloana ny

20

2288.. Ohabolana 30. ‡†

Page 21: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

andraikitra tokony horaisina, sy ny hamafisam-po, ny fandeferana hatrany amin’ny ota.

Mainka miha lasa lavitra ihany mantsy nytontolontsika ankehitriny. Manome fahalalahanany fanaovana firaisana ara-nofo ho toy ny fombairay hanehoana ny fitiavana ny hafa, ireo hainoaman-jery. Dradraina ho fomba anankirayhandrodanana an’ireo sakantsakana tondroinyho fitiavan-tena sy fampietrena ny tena izany.Raisina ho fanehoam-pitiavana an’ilay olonaiarahana ny fanaovana an’io zava-dratsy io. Izanyno entin’ny olona mmaannaammaarriinnaa nnyy oottaannyy amin’nyzavatra efa melohin’Andriamanitraampahibemaso izao.

Izay soritan’ny Baiboly : ny lalan’ny fibebahana

Mety hilaza angamba isika hoe : « Eny, ekekomihitsy izany, kanefa mena miraviravy ny ota kamahataona fatratra ; mahery loatra ny rian-drano, ka ho vitako ve ny hanohitra azy ? »

Manoro antsika ny lalana hiverenana amin’IlayAndriamanitra mpamela heloka i Davidampanjaka. Efa nisedra an’io fahalavoanatamin’ny ota io koa mantsy izy, rehefanobaikoin’ny filàny, ka nahatsiaro ny tenany hotoy ny latsaka tanaty hantsana mangitsokitsoka.

21

Page 22: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Hoy indrindra ny nambarany tamin’Andriamanitra :

– « Taminao dia taminao ihany no nanotako,ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko »29.

– « Ny fahotako nambarako taminao, ary nyheloko tsy mba nafeniko. Hoy izaho : hiaiky nyfahadisoako amin’i Jehovah aho ; ary Ianao dianamela ny heloky ny fahotako »30.

Mbola misy andininy hafa koa voasoratra aoamin’ny Baiboly mitaona ny mpino hiaiky nyfahotany eo anatrehan’Andriamanitra, sy eoanatrehan’izay nanaovany hadisoana :

– « RRaahhaa mmiiaaiikkyy nnyy ffaahhoottaannttssiikkaa iissiikkaa,, ddiiaammaahhaattookkyy ssyy mmaarriinnaa IIzzyy kkaa mmaammeellaa nnyyffaahhoottaannttssiikkaa sy manadio antsika ho afakaamin’ny tsy fahamarinana rehetra »31.

– « Koa mifaneke heloka ianareo arymifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Nyfiasan’ny fivavaky ny marina dia maheryindrindra »32.

Fenitra telo

11.. Alatsaho ao am-ponao ireo zava-droa lohafonosin’ity andinin-tSoratra Masina ity, ary iaino :

22

2299.. Salamo 51. ∂ •• 3300.. Salamo 32. ƒ •• 3311.. 1 Jaona 1. ∞ •• 3322.. Jakoba5. ÚÌ

Page 23: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

23

3333.. Salamo 130. ∂ •• 3344.. Jaona 8. ÚÚ •• 3355.. Salamo 51. Ú‡ •• 3366.. Gala-tiana 6. ¬-Ú† •• 3377.. Ohabolana 28. ÚÒ

« fa eo aminao no misy ny famelan-keloka (eoamin’Andriamanitra), mmbbaa hhaattaahhoorraannaa aannaaoo»33.

22.. Raiso ho toy ny ho anao mihitsy koa iretotenin’ny Tompo Jesoa ireto, dia Izy izay nitondrany tambin’ny otanao teo amin’ny hazofijaliana :« IIzzaahhoo kkooaa ddiiaa ttssyy mmaannaammeellookkaa aannaaoo ;;mandehana ary amin’izao sisa izao dia azamanota intsony »34. Andosiro tsy an-kiandriandryizay rehetra mety hampirona ho amin’ny filàn’nynofo.

33.. Tsarovy izay nitranga tamin’i Davida.Nampodiana taminy indray ny « ffiiffaalliiaannaa aammiinn’’nnyyffaammoonnjjeenn’’AAnnddrriiaammaanniittrraa »35, sy ny fiombonanaamin’io Andriamaniny io, rehefa tsapany fanamela azy tokoa ny Andriamaniny. Ary rahailaina, miaraha-manaiky amin’io Andriamanitrabe famindram-po izay nanangana anao io, diatahaka izay nataon’i Davida koa, ny hilanja nyvokatry ny zavatra nekenao fa « nafafinao »36.

Ity teny ity no aoka hotsarovanao indrindraindrindra koa : « Izay manafina ny fahotany tsyhambinina, fa izay mitsotra ka mahafoy azy nohahazo famindram-po »37.

Page 24: Vivre a` contre courant - Ny Baiboly...miserana ihany na maharitra. Tsy mba hita ao amin’ny fitsipi-pitondrantena apetraky ny olombelona izany zavatra izany. 3. Farany, mety hanota

Misy asasoratra maromaro ireto hameno nyfanazavana mikasika ity lohahevitra hitanao tatoity. Mandrisika anao izahay hamaky azy ireto :

Ny olan’ny fahatanorana, J Graf

Ny fijangajangana : Inona no ambaran’nyBaiboly mikasika izany?

Ny fakampànahy sy ny famonjena avyamin’Andriamanitra, G. André

Manaraka ny lalan’ny fahamasinana,M. Tapernoux