manetsika mpino 100 tapitrisa mba han- atrarana olona 1 … › sites › default › files... ·...

2
MANETSIKA MPINO 100 TAPITRISA MBA HAN- ATRARANA OLONA 1 LAVITRISA AMIN’NY FILAZANTSARA www.go2020.world | www.globaloutreachday.com Ny Go 2020 (Volan’ny Fitoriana Filazantsara Maneran-tany) dia fahafahana ho an’ny mpino manerana izao tontolo izao mba ho eny ivelany ary hijoro vavolombelona ny amin’i Jesosy Kristy. Miantso ny olon-drehetra aho, mba handehanantsika any ivelany ary hanambara sy hizara ny vaovao mahafalin’ny famonjena. Bishop Efraim Tendero, World Evangelical Alliance Ny Filazantsara no hafatra lehibe indrindra nambara hatrizay ary nantsoina isika mba hizara izany, hanala ny Kristiana amin’ny fahanginany! Alaivo sary an-tsaina ny mety ho fiantraikan’ny GO 2020 (Volan’ny Fitoriana Filazantsa- ra Maneran-tany) raha vavolombelona avokoa ny mpino rehetra. Werner Nachtigal, Filohan’ny Andro Maneran-tany ho an’ny Fitoriana ny Filazantsara IREO MPIARA MIOMBON’ANTOKA

Upload: others

Post on 07-Jul-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: MANETSIKA MPINO 100 TAPITRISA MBA HAN- ATRARANA OLONA 1 … › sites › default › files... · 31 Oktobra – 1 Novambra 2020: Ataovy batisa amin’ny herinandro maneran-tany ho

MANETSIKA MPINO 100 TAPITRISA MBA HAN-ATRARANA OLONA 1 LAVITRISA AMIN’NY FILAZANTSARA

www.go2020.world | www.globaloutreachday.comNy Go 2020 (Volan’ny Fitoriana Filazantsara Maneran-tany) dia fahafahana ho an’ny mpino manerana izao tontolo izao mba ho eny ivelany ary hijoro vavolombelona ny amin’i Jesosy Kristy. Miantso ny olon-drehetra aho, mba handehanantsika any ivelany ary hanambara sy hizara ny vaovao mahafalin’ny famonjena.Bishop Efraim Tendero, World Evangelical Alliance

Ny Filazantsara no hafatra lehibe indrindra nambara hatrizay ary nantsoina isika mba hizara izany, hanala ny Kristiana amin’ny fahanginany! Alaivo sary an-tsaina ny mety ho fiantraikan’ny GO 2020 (Volan’ny Fitoriana Filazantsa-ra Maneran-tany) raha vavolombelona avokoa ny mpino rehetra.

Werner Nachtigal, Filohan’ny Andro Maneran-tany ho an’ny Fitoriana ny Filazantsara

IREO MPIARA MIOMBON’ANTOKA

Page 2: MANETSIKA MPINO 100 TAPITRISA MBA HAN- ATRARANA OLONA 1 … › sites › default › files... · 31 Oktobra – 1 Novambra 2020: Ataovy batisa amin’ny herinandro maneran-tany ho

VAVOLOMBELONA NY MPI-NO REHETRA AFAKA MANATRATRA IZAO TONTOLO IZAO ISIKA RAHA MIARAKA!

Tsidiho anio nywww.go2020.worldAlaivo any amin’ny aterneto ireo “Fiofana-na arahina Dingana Telo” sy izay fitaovana ilaina hafa. Soraty anarana ny fiangona-nao ary apetraho ny tanjonao

MIVAVAHA mba hisy olona maro ho voavonjy. HETSEHO ary AMPIOFANO ho amin’ny fito-riana manokana (Fiofanana arahina DINGA-NA 3) ny mpino rehetra www.go2020.world

ATAOVY MPIANATRA ireo mpino vaovao ary ataovy tafiditra tsara ao amin’ny fiangonanao, manangana vondrona kely sy fiangonana vaovao.

HETSIKACONTINUE Tohizo ny fizarana ny Filazantsa-ra-Isam-bolana na isan-kerinandro amin’ny maha-fiangonana. -Isan-kerinandro na isan’andro amin’ny maha-mpino.

31 Oktobra – 1 Novambra 2020: Ataovy batisa amin’ny herinandro maneran-tany ho amin’ny fanaovam-batisa ireo mpino vaovao.

Ny faran’ny herinandro voalohany amin’ny Mey: Miaraha mivavaka amin’ireo mpino 100 tapitrisa, alefaso ny fiangonanao.

Ny volana May: HHetsika ara-evanjelika sami-hafa, indrindra amin’ny tambajotra-tserasera.

May 30, 2020: Mizara momba an’i Jesosy avokoa ny mpino rehetra mandritra ny Andro Maneran-tany ho an’ny Fitoriana ny Filazantsara.

MIALOHAN’NY VOLANA MEY

MEY 2020

AORIAN’NY MEY

5 HERINANDRO HITORIANA NY FILAZANTSARAAMIN’NY VOLANA MEY 2020

AHOANA NO AHAFAHANAO

NY MPINO REHETRA MANATRATRA OLONA 5 NA MIHOATRA AMIN’NY FILAZANTSARA Zarao amin’ny namana, mpiray monina, mpia-ra-miasa, ary fianakaviana ny Filazantsara. Aoka ianao mba hanaraka ireo toromarika momba ny corona izay omen’ny fitondram-panjakana maha- ka-sika ny fanajana ny fifanalavirana. Afaka manolotra vavaka ianao, miahy ireo olona sy ny filàny ary mizara ny finoanao amin’ny tambajotra sosialy, telefaona, mailaka, ary amin’ny toerana afaka ifaneraserana manokana. Ny fijoroanao vavolombelona dia afaka manova fiainana mandrakizay!

NY FIANGONANA REHETRA DIA AFAKA MANAO HETSIKA ARA-PILAZANTSARA SAMIHAFAMandritra ny fotoana fifanalavirana, ianao dia afaka mizara ny Filazantsara amin’ny tambajotra-tserasera, manao hetsika ara-evanjelika mivantana, na fihaonan’ny vondrona madinika. Ianao ihany koa dia afaka manolo-tra fiofanana momba ny finoana amin’ny tambajotra-tserasera, mandefa mailaka fampaherezana samihafa amin’ny olona, mizara ny Vaovao Mahafaly amin’ny tambajotra sosialy, ary manampy ny olona. Ataovy izay rehetra mifanara-ka amin’ny toerana misy anao. Mizàra an’i Kristy anatin’ny olana.

CONTACT MADAGASCARNational CoordinatorDinah Ratsimbajaona+27 (79) [email protected]

National Vice-CoordinatorRija [email protected]

GLOBAL OUTREACH DAY

3STEPSIN PERSONAL EVANGELISM

TRAINING BOOK

Werner Nachtigal

GLOBAL OUTREACH DAY

3STEPSIN PERSONAL EVANGELISM

TRAINING BOOK

Werner Nachtigal

GLOBAL OUTREACH DAY

3STEPSIN PERSONAL EVANGELISM

TRAINING BOOK

Werner Nachtigal

Global Outreach, www.go2020.world +49 30 499 874 60, [email protected]

Miaraha mivavaka amin’ireo Kristiana an-tapitrisany amin’ny faran’ny herinandrovoalohany amin’ny volana Mey. Ataovy avokoa ireo karazana hetsika ara-

DIA AFAKApilazantsara rehetra mandritra ny volana Mey manontolo

MANDRAY ANJARA?