Transcript
Page 1: Ala kanto ka kajiantsika ho lovain’ny taranaka · Each forest in Madagascar has its own colours of sifaka. In the Tsingy de Bemaraha they are pure white. Sifaka live in troops of

Each forest in Madagascar has its own colours of sifaka. In the Tsingy de Bemaraha they are pure white.Sifaka live in troops of 3 to 12 individuals: males, females and young live together. They mainly eat leaves and flowers.

MaingokaTsingy scorpion

© O

livie

r Gr

unew

ald

Let’s all help save Madagascar’s beautiful forests

All living things in the forest are connected and depend upon one another

Artwork and Design by Janet Mary Robinson • www.jmr.org.uk© McCrae Conservation and Education Fund 2009

Arakaraky ny ala misy azy ny lokon’ny sifaka ao aminy.Fotsy tanteraka ireo any amin’ny Tsingin’i Bemaraha.Miisa 3 hatramin’ny 12 ny biby anaty andian-tsifaka iray.Miara-mipetraka ny vavy sy ny lahy ary ny zanany kely.Ravinkazo sy voninkazo no tena fihinany.

Mifandray sy mifampiankina ny zava-manan’aina rehetra anaty ala

Zana-tsifaka Baby sifaka

Eulemur rufusVarimenaRed fronted brown lemur

© D

avid

Wol

ozan

Kalanchoe bogneriSodifafanaBlue kalanchoe

© O

livie

r Gr

unew

ald

Paroedura homalorhinaMatahotrandro an-davabatoGecko

© O

livie

r Gr

unew

ald

Galidia elegansVontsiraRing tailed mongoose

© O

livie

r Gr

unew

ald

Rousettus madagascarensisRamanavy BelohaRoussette bat

© D

avid

Wol

ozan

Cerambycidae familyKalalao Longicorn beetle

© O

livie

r Gr

unew

ald

© C

yril

Ruos

o ©

Pet

e O

xfor

d/na

ture

pl.c

om

Sifaka fotsySifaka of the tsingyPropithecus deckeni

McCrae Conservation & Education Fund

© D

avid

Wol

ozan

Tsingin’i Bemaraha

© E

C-Jo

int

Rese

arch

Cen

tre

Haram-bato maranitra ny Tsingin’i Bemaraha.Voasikotry ny orana nandritra ny 2 tapitrisa taona ilay izy.Lalina hatrany amin’ny 120 metatra ny hadilalana sasany ao, ary ahitana zohy sy rian-drano.

The Tsingy de Bemaraha are limestone pinnacles. Rain carved them over 2 million years. Some tsingy canyons are 120 meters deep, with underground caves and waterfalls.

Sarin’ny TsingyTsingy landscape

Ala kanto ka kajiantsika ho lovain’ny taranaka

Top Related